Miroso tsikelikely eny ny fiainam-pirenena. Efa mivelatra manerana an’izao tontolo izao ihany koa ny diplaomasia malagasy. Miverina amin’ny laoniny avokoa ny fifandraisana amin’ny firenena vahiny sy ny fikambanana iraisam-pirenena. Tsy misy hatahorana intsony raha ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana avy amin’ny mpiara-miombon’antoka. Manga ara-bakiteny ny lanitra! Efa tsy mitsanga-menatra, […]
Mois : décembre 2025
Filoha lefitry ny Ceni : « Mitaky fanavaozana ny fikarakarana fifidianana »
Nanao ny fianianany ny filoha lefitra faharoa eo anivon’ny Ceni, omaly. Anisan’ny nambarany tamin’izany ny momba ny tontolon’ny fifidianana. «Iarahan’ny rehetra mahafantatra sy manaiky fa mila fanatsarana ary mitaky fanavaozana ny fikarakarana sy fitantanana fifidianana eto Madagasikara. Noho izany, tsy maintsy horaisina ny andraikitra rehetra hahazoana mametraka didy aman-dalàna vaovao […]
3 desambra 2025
Tir en l’air du 3 décembre 2025
Kickboxing Paca K1 Style Light : Thalia Dupuy s’offre un nouveau titre régional
La salle Vallier de Marseille a accueilli dimanche, le championnat régional de kickboxing Paca de K1 Style Light. Et comme à son habitude, la jeune athlète malgache Thalia Dupuy, parmi les prétendants au titre, a une fois de plus démontré toute l’étendue de son talent en décrochant le titre régional […]




