Manoloana ny fanenjehana ny mpandraharahara Ravatomanga Mamy, tompon’ny vondron’orinasa Sodiat eto Madagasikara. Mahatratra 85 ireo kaonty any amin’ny banky, nogiazan’ny fanjakana malagasy, raha ny fanambarana nataon’ny tomponandraikitra sy ny mpisolovava ny vondrona, omaly, tetsy Ivato. Mbola nogiazana ihany koa ny fiara 77, ahitana 4*4 marika Toyota Hilux Pick-up sy Sang […]
Mois : décembre 2025
Andro iray ho an’ny fiantohana: Mbola vitsy ny Malagasy marisika amin’izany
“Mila fanentanana sy fanazavana misimisy kokoa”. Izay no nivoitra tamin’ny Andro natokana ho an’ny Fiantohana natao teny Ankatso, omaly. Hetsika niarahan’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana (Pnud) sy ny Sampam-pianarana ambony momba ny toekarena, fitantanana sy ny hay fiarahamonina ary ireo mpisehatra amin’ny fiantohana eto Madagasikara ny Andron’ny fiantohana […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy natao hamafazana lainga na handikan-dalàna ny fahafahana miteny eto amin’ny firenena, amin’izao fotoana izao, araka ny nambaran’ny filohan’ ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny. « Manome fahalalahana ny rehetra hiteny izao fitondrana mijoro izao, saingy tsy tokony hararaotina izany », hoy izy. Tsy manakana ny fananganana vondrona parlemantera vaovao ny HCC, araka ny […]
Depiote Rakotoniaina Pety: “Tokony hoenjehina izay nanao hadalana”
“Tena mpanao politika aho, ny hevitro: amin’ny firenena iray rehefa manomboka manao fanadiovana: tokony hoenjehina izay olona nanao hadalana rehetra, na tamin’ny fitondran’iza na iza”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voafidy tany Ikalamavony, Matsiatra Ambony, Rakotoniaina Pety, anisan’ny mpikamban’ny vaomiera eo anivon’ny Antenimierampirenena fandinihana ny antontan-taratasy fanenjehana eny […]
Fanavaozana tena izy
Mahazo vahana ny tsy fandriampahalemana eto an-dRenivohitra, indrindra ny hala-boty sy ny sinto-mahery. Nanaitra ilay tranga teny amin’ny tsenan’Anosibe, nisehoana fisintomana poketran’olona eny ambony scooter. Tsy nanampo fa very tanatin’ny indray mipi-maso ny fianarana. Tsy afaka nanao na inona na inona. Ny nanamarika ilay tranga, ankoatra ny fandrobana dia […]




