Niara-namoy’ny ainy, nilatsaham-potaka ny zatovo mianadahy afakomaly tany Tsiroanomandidy. Naratra ny olona roa hafa. Nisy zaza roa koa main’ny varatra tany Anjozorobe, nieren-doza kosa ny iray trano. Nampihorin-koditra ny tranga nahafatesana ankizy mirahavavy izay niaraka nilatsaham-potaka tao amin’ny fokontany Adabo Analatsifaka Andrefana, Mangarivotra Tsiroanomandidy, faritra Bongolava, afakomaly. Niasa teny an-tsaha […]
Mois : janvier 2026
FERME DE BENA
Oniversiten’i Madagasikara : Hanomboka ny 13 marsa ny taom-pianarana
Notanterahina tamin’ity herinandro ity, teny Fiadanana sy nampitain-davitra, ny Conférence des présidents des universités (CPU) voalohany ho an’ity taona ity. Niarahan’ ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Ravonimanantsoa Ndaohialy Manda-Vy, tamin’ireo filohan’ny oniversite manerana ny Nosy, ireo tale jeneralin’ny IST telo ary ireo filohan’ny oniversitem-paritra izany. […]
Hopitaly Ambohimiandra: Nahazo efitrano vaovao ny sampana mitsabo ny zaza
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny efitrano vaovao hitsaboana ny zazakely etsy amin’ny hopitalin’ny reny sy ny zaza Ambohimiandra. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Miahy Jovenna izay tanterahin’ny Fondation Axian no nahafahana nanao ny fotodrafitrasa. Tanjona ny hanatsarana hatrany ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ary ny handraisana an-tanana azy ireo […]
INDRAY MIJERY
Nanamafy ny fiaraha-miasa efa misy ny Repoblikan’i Korea sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nilaza ny hanome solosaina ho an’ireo oniversite manerana ny Nosy ny Koreanina. Noresahina koa ny hanapariahana ny Information Access Center toy ny efa misy eny amin’ny ESPA Vontovorona. Nisy ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo […]




