Mois : janvier 2026

VAOVAO TAMBATRA

Hanatanteraka « Asaramanitra bagasy » ny Sehatra Bagasy. Sady hisantarana ny taona vaovao no fanohizana ny hetsika fanao isam-bolana. Amin’ny sabotsy 7 febroary izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka hatramin’ny 5 ora sy sasany folakandro. Hi­fampiarahaba, hifampizara fifaliana ireo mpitia sy mpikolo ny bagasy. Azo antoka ny hisian’ny fiaraha-mihira. Manana […]

IFM Analakely : Ho avy ny “Taom­baovao 2026”

Tsy fifampiarahabana noho ny taom-baovao fotsiny. Fotoana iray fanao isan-taona, maka endrika fety, fa indrindra hampahafantarana ny fandaharam-potoana rehetra amin’ny lafiny zavakanto sy kolontsaina ny “Taombaovao” an’ny IFM Analakely. Hotontosaina ny sabotsy 24 janoary izao izany amin’ity, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva. I Christophe David no hanao ny […]

“Africa’s Cultural Landmarks”: Hanasongadinana ireo harembakoka mijoro

Andiana horonantsary fanadihadiana ny “Africa’s Cultural Landmarks”. Araka ny anarany, entina hanasongadinana ireo harembakoka mijoro sy miavaka aty afrika, toy ny Pyramides any Gizeh, ireo Eglizy ambanin’ny tany any Tigé (Ethiopi) ary ny Vohitr’Ambohimanga izany… … Hatokana ho an’izay indrindra ny anio tontolo andro, hatao eny amin’ny Fondation H Ambatomena, […]

VAOVAO TAMBATRA

Hotanterahina eny amin’ny CCI Ivato, amin’ny alatsinainy izao, ny dinika ho fanaingana ny toekarena. Hojerena manokana ny fomba hanohanana ny sehatra tsy miankina mba ho afaka hifaninana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ao anatin’izany ny fampiroboroboana ny famokarana eto an-toerana. Ny sehatra tsy miankina izay mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny harinkarena […]