Nitafa tamin’ny profesora Zaranaina Fanomezantsoa Christian momba ny valanaretina Mpox ny Taratra ka nambarany fa tena ilana fijerena amin’ny lafiny siantifika fa tsy medikaly fotsiny io aretina io. Mpikaroka siantifika pharmaceutique amin’ny orinasa vahiny Holding Endena, misahana ny fakana kasinga ao anaty zavamananaina fanaovana fanafody sady tale misahana ny fikarohana […]
Mois : janvier 2026
SOMBIM-BAOVAO
Tsy handray anjara sy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny taranja baolina kitra « PFL » amin’ity taona ity, ny AS Fanalamanga. Mbola mipetraka baraingo ny tena antony nahatonga azy ireo tsy hanao saingy raha ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny klioba dia ilay mpitantana vaovao eo anivon’ny orinasa no […]
Oniversite – Ma-hery Futsal: Hahazo 2 tapitrisa Ariary izay ho tompondaka
Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny 22 febroary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, ny fifanintsanana baolina kitra ho an’ireo mpianatra eny amin’ny Oniversite, “Ma-hery Futsal”. Araka ny fanazavana azo tamin’ny tomponandraikitra, Fief Mada, omaly, tetsy Analakely, hisy ny lelavola 2 tapitrisa Ariary hatolotra ho an’ny ekipa izay ho […]
« World Cup 3×3 »: Vonona ny ekipa Mlagasy
Anatin’ny fiomanana amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, ny ekipa malagasy, Ankoay lahy sy vavy. Efa fantatra rahateo ny firenena hifanintsana amin’i Madagasikara ka hahafahana mahita sahady izay mety ho fizotran’ny lalao. Na eo amin’ny sokajy lehilahy na ny sokajy vehivavy, samy hifanintsana amin’ny Malagasy ny ekipan’i Etazonia, […]
Rugby lalaovin’olona 7 – Divizionina faha-3 : Vonona handrombaka ny amboara ny Makis
Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny diviziona fahatelo, taranja rugby lalaovina olona 7, lahy sy vavy. Anisan’ireo hiatrika izany ny Makis, lehilahy. Vonona izy ireo ny handrombaka ny amboara hiakarana ho divizionina faharoa. Hotanterahina anio, ao Dubai, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, […]




