Hotanterahina ny alahady izao, etsy amin’ny Ekar Andohalo, ny herinandro fiaraha-mivavaka, hotarihin’ny FFKM. Hatao amin’izany koa ny famindram-pitantanana sy ny fampitana hafatra ho an’ny kristianina sy ny vahoaka, indrindra ny momba ny raharaham-pirenena. Hampahafantarin’ireo filoham-piangonana amin’io fotoana io ny ho tohin’ny fikaonandoham-pirenena, taorian’ ny nanokafana izany teny Ivato, ny 10 […]
Mois : janvier 2026
Mila mangina
Tsy mahavarina intsony ny fivoaran’ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana. Mangina tsy misy miteny intsony aloha ny mpitondra teo aloha. Misy ihany ireo manao ranty amin’ny tambajotran-tserasera saingy ireo any ivelany no mahasahy. Misy ny milaza ho mpisintona lakolosy saingy mijanona ho ana habaka ihany noho ny tahotra. Ny ranty atao […]
Fanapahan’ny HCC : Mihozongozona ny sezan’ireo depiote Irmar dimy
Depiote miisa dimy avy amin’ny Irmar no hoesorina. Efa voarain’izy ireo ny taratasy avy amin’ny HCC. Manana herinandro hiarovan-tena ry zareo ka hanampy amin’ny fiarovana ny lehiben’ny mpanohitra, Milavonjy Philobert. Voaroaka tsy ho solombavambahoaka intsony ny depiote Irmar miisa dimy. Efa naharay ny fampahafantarana avy amin’ny mpitsara avo izy ireo. […]




