Efa hifarana ny fifanarahana eo amin’ilay frantsay mpanazatra, Corentin Martins sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Araka ny loharanom-baovao, maniry ny hanavao izany ny eo anivon’ny rafitra federaly taorian’ireny vokatra ireny, saingy miandry ny valin-tenin’ny fanjakana. Tsiahivina fa hiarahan’ny FMF sy ny fanjakana ny fandoavana ny karamany. Hotontosaina eto […]
Mois : janvier 2026
Tsipy kanetibe: Lasa namonjy ny kliobany any France ry Zigle sy Sedrick
Nanainga ny alarobia lasa teo, Rakotondrainibe Jean François Daniel (Zigle) sy Rakotoarisoa Yves Sedrick, mpilalao tsipy kanetibe. Nihazo an’i France ary hamonjy ny Décines, klioba vaovao hilalaovan’izy mirahalahy. Noho ny vokatra tsara azon’izy ireo, nandritra ireo “Tournoi” maro loko notanterahina tany France, tamin’ny taon-dasa no naharesy lahatra ity klioba frantsay […]
Ampahefa-dalan’ny CAN 2025: Hisantatra ny lalao i Senegal sy i Mali
Adin’ny samy goavana ! Hotanterahina anio, ny ampahefa-dalana roa voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025), tanterahina any Maroc. Tsontsorimamba isarahana avokoa ny fihaonana fa tsy misy kajikajy intsony. Hisantatra izany, ny Lion de la Teranga Senegal sy ny Aigle de Mali. Mipetraka ho ekipa “favori” […]
Karate-Taona 2026 : Nosantarina tamin’ny fampivondronana
Fampivondronana ireo atleta hitiliana izay handrafitra ny ekipa nasionaly no nisantaran’ny federasionina ny Karate-do Malagasy, ny tao-pikatrohana 2026, teny Ambatobe, omaly. Mpikatroka 59 no efa tonga nivondrona ary mbola misy ireo andrasana. Haharitra 4 andro ny fampivondronana ireto mpikatroka eo anivon’ny taranja Karate ireto, amin’ity andiany voalohany ity, hahitana sokajy […]
TSELATRA
Manamboninahitra iray, ao amin’ny Tafika an-tanety, antsoina hoe : Rakotomalala Jean Ernest, karohin’ny zandary fatratra amin’izao fotoana izao. Antony hanenjehana azy ny resaka fisolokiana sy fivadiham-pitokisana. Marihina fa misesisesy ny fikarohana olona ataon’ny zandary tato ho ato. Hita omaly, ny vatana mangatsiakan’ilay lehilahy nanjavona tampoka tao anaty ranon’i Mandritsara, ny ny […]




