Voasambotry ny mpitandro filaminana eo anivon’ny zandarimaria ny lehilahy iray namono nahafaty ny rahalahiny, tao amin’ny tanànan’Antenina Sahalava, kaominina Ampasimbe Manasatrana, afakomaly. Nifanaraka andro vitsivitsy lasa talohan’ny fety ireo mpirahalahy ireo. Nivarotra ravin-jirofo tamin’io mpiray tampo aminy io, araka izany, ny lehilahy iray. Mitetina 70 000 Ar ny vidin’ny entana. “Nanome […]
Mois : janvier 2026
Ivandry: Mpamaky trano voasambotra
Notanana vonjimaika any am-ponja, omaly, taorian’ny fanolorana azy teny anatrehan’ny fampanoavana, ny jiolahy mpamaky trano iray. Telo lahy nifanehatra tamin’ny ekipan’ny polisim-pirenena tanaty elakelan-trano teny amin’ny fokontany Ivandry, boriboritany fahadimy, ny alin’ny talata 6 janoary teo. Nitondra fitaovana fampiasany manao ny asa ratsiny ireo jiolahy ireo. Nitsorika nitsofotsofoka tany anatin’ny […]
Tovolahy hita faty teny 67 ha : Nivoa-dra ny vava sy orony
Hita faty teny 67 Ha ny tovolahy iray, 22 taona, mpianatra amin’ny onivesite lehibe eny an-toerana. Nahita izany ny olona handeha hiasa maraina. Nivoa-dra ny vava sy ny orony. Lasan’ireo olon-dratsy ny finday teny aminy. Olona handeha hiasa maraina no nahita lehilahy, efa nivalampatra tamin’ny tany, sy tsy nisy aina […]
Sokitra sy hosodoko : Lavo ny andrarezina, Edouard Rajaona
“Manaraka ny aingam-panahy any fotsiny…”. Fitenin’i Edouard Rajaona rehefa miresaka ny kanto trandrahany io. Nanosika azy no anisan’ireo mpanao sokitra sy hosodoko kalaza indrindra izany. Mitoetra hatrany ireo sanganasany. Ny zanany no nanambara ny fodiamandrin’i Edouard Rajaona. Avy hatrany dia niraradraraka ny fiaraha-miory nomban’ny fitanisana ireo fahatsiarovana, fa indrindra ny […]
TARATRY ny KANTO
Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina nendran-drajako, izay nambara fa efa misy eto Madagasikara. Miteraka tebiteby eo amin’ny sehatry ny zavakanto malagasy izany, satria, raha sanatria ka mihanaka be ao anatin’ny fotoana fohy izy ity. Azo inoana fa handray ireo fepetra mifanaraka […]




