Mois : janvier 2026

Deux mois à Mahazoarivo : le pragmatisme de Herintsalama Rajaonarivelo, à l’épreuve

La nomination de Rajaonarivelo au poste de Premier ministre a suscité des critiques, notamment en raison de son lien supposé avec certaines figures du régime précédent. A l’heure du bilan, le locataire de Mahazoarivo revient sans détour sur une situation exceptionnelle qui expliquerait peut-être le choix de son profil pour […]

Maternité Befelatanana: Zazavavy teraka voalohany Andrianjafy Stenny

Andrianjafy Stenny no za­za teraka voalohany ny taona 2026, tao amin’ny Maternité Befelatanana tamin’ny 1 ora sy 57 minitra maraina. Za­za­vavikely milanja 3 kg izy ary teraka tsy nodidiany ny reniny. Nizotra tsara tsy nisy olana ny fiterahana, araka ny fanaza­van’ny mpampivelona. Zana-dRazanakoto Françoise Victo­rine izy. Mipetraka eny amin’ny kaominina […]

Fiparitahan’ny Mpox: Misy ny fitsirihana ataon’ny minisitera

Tafakatra 16 ny trangana Mpox voamarina ao Mahajanga hatramin’ny faran’ny taona. Azo tsaboina ny aretina, azo sorohina ihany koa. Efa mandray ny andraikiny ny minisitera. Manoloana ny fihanaky ny Mpox, nisy ny fivoriana maika sy famelabelarana ofisialy momba ny nendran-drajako teo amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Voalaza fa olana ara-pahasalamana maneran-tany izy […]

Fifanakalozana ara-barotra : Nampidi-bola mitentina 595,2 tapitrisa dolara

Nihatsara ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Etazonia sy i Madagasikara nandritra ny telo volana voalohan’ny taona 2025. Tafakatra 595,2 tapitrisa dolara ny sandan’ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Madagasikara sy Etazonia nandritra ny telo volana voalohan’ny taona 2025. Ma­hatratra 546,3 tapitrisa do­lara kosa ny sandan’ny fanondranana niditra teo amin’ny […]