Voalevina avokoa ireo namoy ny ainy tao anaty kaontenera tany Toamasina. Tsiahivina fa mpilaravinahitra avy aty an-drenivohitra izy ireo no namoy ny ainy nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Gezani… Nalevina avy hatrany, ny faran’ny herinandro teo, ny nofo mangatsiakan’ireo olona miisa 13 namoy ny ainy tao anatin’ny kaontenera vantany tonga tany […]
Mois : février 2026
Laza Razanajatovo – Directeur du festival RFC Rencontres du Film Court
Fahasalamana : Maha be tazomoka ny rano mihandrona
Fotoana mampirongatra ny karazana valanaretina ny fiakaran’ny rano toy izao. Anisan’izany ny fivalanana noho ny rano tsizarizary, indrindra aorian’ny fandalovan’ny rivodoza. Eo koa ny aretina tazomoka, vokatry ny rano mihandrona mameno ny tanàna izay fanatodizan’ny moka ary mampirongatra haingana ny aretina. Tokony hatory anaty lay misy odimoka ny rehetra na […]
ONU SY IFRC : Hanampy amin’ny fanorenan-trano
Nanolotra vola mitentina 1 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara ny Federasionina iraisam-pirenen’ny Croix-Rouge sy Croissant-Rouge (IFRC). Hanome tohana koa ny Firenena mikambana. Nandritra ny fihaonan’ny Praiminisitra, lehiben’ny governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, tamin’ny tale kabinetra lefitra ny sekretera jeneraly misahana ny maha olona eo anivon’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny Croix-Rouge sy Croissant-Rouge (IFRC), […]
Fetin’ny mpifankatia MJ Events: Etsy Ampandrana ny « L’Arcane de l’amour »
Anisan’ny mikarakara hetsika amin’izao fetin’ny mpifankatia, 14 febroary, izao ny eo anivon’ny MJ Events. Lohatenin’izany ny «L’Arcane de l’amour». Hanomboka amin’ny 10 ora maraina, etsy amin’ny Lounge Bar Arcana Ampandrana, izany. Hisongadina ho an’ny tapakandro maraina ny hetsika «Koty koty party». Hanaovana karazana kilalao samihafa izy io. Eo koa ny […]




