Angamba ity no andiam-pampisehoana nalaza indrindra. Rehefa niato kely, hiverina indray ny “Che Bel Canto!” ary i Tovo J’Hay sy ny namany ihany no hisantatra izany. 2003 ny “Che Bel Canto!” voalohany… Hetsika nitondra aina vao teo amin’ny tontolon’ny fampisehoana. Nanasongadina ny sanganasana mpanakanto iray, novelomin’ireo namany an-tsehatra. I Tovo […]
Mois : février 2026
SOMBIM-BAOVAO
Fifaninanana iraisam-pirenena lehibe miandry ny ekipa malagasy Ankoay ny “Champions Cup 3×3”, taranja basikety, hatao any Thaïlande, ny 13 hatramin’ny 15 marsa izao. Mitovy ny firenena iray vondrona amin’i Madagasikara, sokajy lahy sy vavy, ahitana an’i Etazonia, Pays-Bas ary i Australie. Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny 20, 21 […]
Federasionina Kick boxing : Ny volana avrily ny fifidianana
Taranja anisan’ny hanatanteraka fifidianana amin’ity taona ity ny Federasionina malagasin’ny kick boxing. Namoaka ny tetiandrom-pifidianana ny teo anivon’ity taranja ity, hahafahan’ny rehetra miomana. Araka izany, ny 17 hatramin’ny 24 avrily izao ny fe-potoana hanatanterahana ny fifidianana izay hitantana ny FMKB, ho an’ny efa-taona manaraka (2026-2030). Mialoha izay, mila mahavita ny […]
Trail d’Ibity : Feno 10 taona ny fifaninanana
Hotanterahina ny alahady 19 avrily ho avy izao ny Trail d’Ibity, miaraka amin’ny Alpha ciment. Hiavaka ity andiany ity, satria hankalazana ny faha-10 taona nisiany. Araka izany, omen’ny mpikarakara fanamiana ho fahatsiarovana ireo rehetra mandray anjara. Heverina hahatratra 1 500 ny mpifaninana ka hisy ireo avy any ivelany, izay efa […]
Rugby – XXL Top 12: Hanala vela amin’ny Andrano ny Bebaoty
Hangotraka ny etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, rahampitso. Hifanandrina mantsy ny ekipa voalohany sy ny faharoa amin’ny fifaninanam-pirenena taranja rugby “XXL Top 12” dia ny Cosfa (Bebaoty) sy ny CEA Andranomanalina. Lalao ala vela ho an’ny miaramila ity. Efa mety hamaritra ny toeran’ny ekipa roa tonta koa ny vokatra ho […]




