Nivory maika, omaly hariva, ny komity teknika sy ny komity mpitantana ny tetikasa Repair, tarihin’ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanambola, ny Dr. Ramiarison Herinjatovo Aimé. Lohahevitra nodinihina ny fanapahan-kevitra horaisina momba ireo hetsika vonjy taitra entina miatrika ireo voina noho ny fandalovan’ny rivodoza Fytia sy Gezani. Famatsiam-bola avy amin’ny […]
Mois : février 2026
Brio Connect-Yas : Tohanana amin’ny niomerika ny orinasa
Nivoaka ny gazety boky niomerika Brio Connect. Hisy hetsika fampahafantarana azy sady fihaonana mivantana ho an’ny samy mpandraharaha (B2B) atao anio sy rahampitso, eny amin’ny CCI Ivato. Hisy ny fifankafantarana, ny fifampiraharahana « Net Working » ho an’ny samy mpandraharaha. Tanjona ny hisian’ny fifanakalozana ara-barotra. Eo koa ny famelabelaran-kevitra miankina amin’ny lohahevitra […]
Fandalovan’ny rivodoza Gezani: Miverina tsikelikely ny fifamoivoizana
Nahitana fahasimbana avokoa ny lalam-pirenena (RN2, RN5, RN44, …), nandalovan’ny rivodoza Gezani. Lalana manana ny lanjany amin’ny toekarena, ny fivezivezen’ny olona sy ny vokatra avokoa, izy ireo. Namela takaitra mafy tamin’ny fotodrafitrasa toy ny lalana i Gezani. Maro ny hazo sy andrin-jiro nianjera teny amin’ny arabe. Misy koa ny saron’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Naneho fiaraha-miory sy nampahery ny any Atsinanana, noho ny takaitran’ny rivodoza Gezani, ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc. Niantso ny firaisankina sy ny fifanampiana ary ny fifanohanana ny tenany ary haneho ny voin-kava-mahatratra. «Ilaina ny fanampiana sy ny fanohanana ary efa manana solontena any izahay hijery ny azo atao», hoy […]
Kolikoly eto Madagasikara: “Tsy misy fiovana firy ny vokatry ny ady natao”
Isa 25/100 (IPC) no azon’i Madagasikara tamin’ny taona 2025, raha 26/100 tamin’ny taona 2024. Nihena iray ny isa azo, araka ny tatitry ny Transparency-International Initiative Madagascar (TI-MG), teny Andrainarivo, afakomaly. Laharana faha-148 amin’ny firenena 182 i Madagasikara, raha faha-142 tamin’ny taona 2024. “Tsy midika hoe nisy ezaka be tamin’ny 2024 […]




