“Dina tsy mavandy” no anaran’ny dina ho an’ny faritra Atsimo Atsinanana. Efa nahazo fankatoavana tamin’ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Farafangana izy io, tamin’ny volana desambra 2025. Miroso ny fanaparitahana sy fampiharana azy amin’ izao fotoana izao. Izay no anton’ny atrikasa niantsoana ireo mpitondra eto amin’ny faritra nahitana ny prefektora, mpiandraiktra […]
Mois : février 2026
INDRAY MIJERY
Nitombo ho 14 ny isan’ny olona namoy ny ainy vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Fytia tamin’ny faritra sivy. 38 ny distrika voakasika. 85 642 ny traboina (tokantrano 20 898) ; 26 959 ny olona nafindra toerana (6 450 tokantrano) ka ny 16 605 raisina an-tanana eny amin’ny toeram-pandraisana 48. Ho fampiakarana ny lentan’ny fampianarana eny anivon’ ny […]
Rivodoza Gezani: Hiditra an-tanety rahampitso
Omaly tolakandro, tany amin’ny manodidina ny 796 km atsinanan’i Toamasina no nisy ny foiben’ilay rivodoza Gezani. 65 km isan’ora ny rivotra miaraka aminy, arahina tafiotra 90 km isan’ora ao anaty oram-baratra. Nikisaka miadana niakandrefana izy tato anatin’ny adiny enina farany ka nahafaka 5 km isan’ora. Tomombana ny tontolo ivoarany ka […]
Profesora Andrianaivotseheno Ravaka : « Tsy eken’ny lalàna ny fanaovana fitsaram-bahoaka… »
Mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao ny momba ilay raharaha fitsaram-bahoaka tao Soanindrariny Antsirabe, ny zoma teo. Manoloana ity raharaha mampihoron-koditra ity, nitondra fanazavana ny eo anivon’ny Mpiahy an-drariny, mpiaro ny zon’ny vahoaka tamin’ny alalan’ny mpitarika izany, ny Profesora Andrianaivotseheno Ravaka Vonimbola. Nambarany fa manan-kasina ny aina amintsika Malagasy. Nampindramina ny […]
Fifaninanana – Ma-Hery Futsal : Hatramin’ny 14 febroary ny fisoratana anarana
Hotanterahina ny 22 febroary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, etsy amin’ny kianja mitafo Mahamasina, ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny Oniversite, “Ma-hery Futsal”. Araka ny fanazavan’ ny mpikarakara Fief Mada tetsy Mahamasina, ny sabotsy lasa teo, mbola misokatra hatramin’ny 14 febroary ho avy io, ny fisoratana anarana amin’izany. Tsara mampahatsiahy […]




