Ambany ny tahan’ny fampiasana ny banky (taux de bancarisation) eto Madagasikara. Mifandray sy mifampiankina ny andraikitry ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) sy ireo rafitra mpamatsy vola amin’ny fampiasana ny banky mba hipaka amin’ny mpanjifa ny tolotra. Eo anelanelan’ny 10 ka hatramin’ny 12% ny tahan’ny fampiasana banky, raha banky irery no […]
Mois : février 2026
FANTINA sy FINTINA
Manameloka ny « Fitsaram-bahoaka » fandorana olona, tao Tsarahonenana Antsirabe ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Nambarany fa tsy vahaolana ny valifaty. An’Andriamanitra irery ny aina. « Mila mahatoky ny rafi-pitsarana isika na eo aza ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana manoloana ny lesoka », hoy izy. Vonona ny hamerina ireo vola sy fananana tsy ara-dalàna […]
Fanavaozana : Manohana an’i Madagasikara ny Britanika
Nanamafy ny firenena britanika fa manohana an’i Madagasikara amin’ny fanovana tanteraka. Tsapan’izy ireo fa firenena manana ireo harena rehetra i Madagasikara, nefa robain’ireo olom-bitsy. Izay no anisan’ny nisongadina tamin’ ny fihaonan’ny minisitry ny Fitsarana, i Ernaivo Fanirisoa, tamin’ny ambasadaoro britanika, i Paul Brummell, monina sy miasa atsy Maorisy, tatsy Port […]
Fiainam-bahoaka
Aiza ho aiza ny fiainam-bahoaka amin’izao? Amin’ity hoe fanovana na fanavaozana… Na efa misy fihatsarany aza, ohatra, ny famatsian-jiro, tsy mbola tena mahafa-po. Misy faritra sasany tena mbola mampitaraina ny mponina ao an-toerana. Ny rano indray, tsy misy fiovana firy : tapatapaka, maloto, misy fofona… Tsy hita be ihany […]
Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika: « Helohinay ny fanjakan’i Eswatini nandray an-dRajoelina »
Namoaka fanambarana hentitra ny eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny faran’ny herinandro teo. Nohelohin’izy ireo tamin’izany ny fihetsiky ny fanjakan’i Eswatini. «Manameloka tanteraka ny fandraisana ofisialy nataon’ny fanjakan’i Eswatini (Swaziland) ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry, efa nesorina teo amin’ny fahefana ny fitondram-panjakana malagasy », hoy ny fanambarana. […]




