Mois : février 2026

VAOVAO TAMBATRA

Notolorana karazana fanampiana samihafa sy lelavola ireo mpiasan’ny Fitantanam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny BCMM any Toama­sina, faritra Atsi­nanana. Tonga tany an-toerana, nanatanteraka izany, ny 18 febroary teo, ny sekretera jeneralin’ny minisitera. Nanampy amin’ny fifampitsinjo­vana avy tamin’ny minisitera sy ny rantsamangaika manerana ny Nosy ihany koa ny anjara biriky […]

Vondrona Star : Zana-kazo 194 000 fototra no efa voavoly

Efa an-taonany maro ny vondrona Star no nandray anjara mavitrika amin’ny fiarovana ny tontolo iainana, fa tsy mionona amin’ny famokarana zava-pisotro. Anisan’ny hanokanana tetikasa ny fambo­len-kazo. Mitana andraikitra lehibe amin’izany ny orinasa Malto, ao anatin’ny Vondrona Star, miara-miasa akaiky amin’ ireo tantsaha mpamatsy akora fototra ny orinasa ilaina amin’ ny […]

Fandalovan’ny Gezani : Simba 98% ny taribim-pifandraisan-davitra

Lasibatry ny rivodoza farany teo ireo fotodrafitrasam-pifandraisan’ny Yas Madagascar ao amin’ny faritra Atsinanana, potika hatrany amin’ny 98%. Voakasik’izany ny ao Toama­sina, Brickaville ary Foulpointe, ka niteraka fikorontanana tamin’ireo tolotra « fibre » sy ny antso. Manara-maso akaiky ny zava-misy, noho izany, ny ori­nasa ka nitondra vahaolana vonjimaika hiantohana ny fitohizan’ny […]

Fokontany madio: Fifaninanana hamerenana ny hasin’ny tanàna

Hanentanana ny olona handray andraikitra, sy hanova toe-tsaina ary hitandro ny fahadiovan’ny tanàna ny fifani­nanana fokontany madio. Hetsika atao mandritra ny roa volana, manerana ny fokontany eto an-dRenivohitra. «Antananarivo madio, fahadiovana fototry ny fahasalamana, antoky ny fampandrosoana ny firenena », ireo ny teny nen­tin’ny minisitry ny Rano, ny fanadiovana sy […]

TSELATRA

Vehivavy iray 35 taona, mpisoloky amin’ny alalan’ny vovo-bolamena sandoka, voasambotry ny polisy miasa ao Antaniavo, omaly. Voarebirebin’ny lehilahy miisa telo sy vehivavy iray, ny lehilahy 48 taona, omaly, tetsy akaikin’ny EPP Antanimena. Nandatsaka vola 5 000 Ariary tamin’ny tany ireo olon-dratsy, ary nahitana vovo-bola­mena tao anatiny. Nokasain’izy ireo hamidy 400 […]