Mitohy ny fametrahana faritra voatokana ho an’ny mpitrandraka madinika, any amin’ny faritra Anosy sy Androy. Kaominina miisa 4 (Belindo Mahasoa, Tanandava, Anivorano Mitsinjo, Beteza ary Tranomaro), samy distrika Bekily. Notsidihin’ny Fitantanam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany Anosy sy Androy ny toeram-pitrandrahana vato indostrialy sy akoram-by any an-toerana. Tanjona ny hampidirana anaty […]
Mois : mars 2026
Sendikà Sempifafi : Hiara-kiasa ny mpiasa sy ny minisitera
Noraisin’ny minisitry ny Fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo, Ramindo Gaëtan, ny Sendikan’ny mpiasa ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, Sempfafi, ny 26 marsa teo. Naneho fisaorana sy firariantsoa ary fiarahabana ny minisitra izy ireo. Voaresaka fa hamafisina ny fiaraha-miasa ao anatin’ny fifanajana sy ny firindrana eo amin’ny mpiasa sy […]
Tontolo iainana : Fanarenana ny endri-tany sy ny ala
Misy ny fitaovana niomerika manokana ampiasain’ny Rafitra fanaraha-maso sy fanangonana ny antontanisa, mahakasika ireo zava-bita sy ny vokatra, eo anivon’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd). Tanjona ny ahafahana mikirakira ny angom-baovao entina hanarenana ny endri-tany sy ny ala eto amintsika. Kendrena hatrany amin’ny 4 tapitrisa ha ny […]
Noho ny ady any Iran: Mety hisondrotra ny vidin-tsolika amin’ny avrily
Miova isam-bolana ny vidin-tsolika eto amintsika, manaraka ny tsena iraisam-pirenena. Azo heverina fa tsy maintsy hisondro-bidy izany amin’ny volana avrily, noho ny fidangany vokatry ny ady mbola mitohy any Iran. Tafakatra 110 dolara ny vidin’ny iray barila (1b=159 litatra) amin’ny solika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena « Brent », ny 26 marsa teo. […]
FANTINA sy FINTINA
“Mila manana fahasahiana ireo minisitra”. “Fantatr’ireo minisitra rehetra ireo ireny tatitry ny fitsarana momba ny kaonty ireny. Any izany no tena mila fahasahiana izao… ” Io ny fanehoan-kevitry ny ny filoha nasionalin’ny antoko HVM, Rakotovao Rivo, manoloana ny fijoroan’ny governemanta vaovao amin’izao, indrindra amin’ny fiatrehana amin’ny ady amin’ny kolikoly sy […]




