Mois : mars 2026

Filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana : «Miara-miasa sy manara-maso isika »

Nifampiarahaba noho ny taona vaovao tany Mahajanga ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana Marc, ny sa­botsy teo.  Nambarany, tamin’izany, fa nankato ny sori-dalana nentin’ny fitondrana Fanavaozana ny antoko Tim. Efa voafaritra ao ny tetiandro sy ny dingana hiro­so­ana. «Manohana sy miara-miasa amin’ny fitondrana Fanavaozana isika ary manara-maso izany ho amin’ny fanatanterahana ny […]

Asa vava tsy vava asa

  Mbola momba ny fijoroan’ny governemanta vaovao ihany… Tsy mahafa-bela? Ny vao tsy manitra no ratsy. Samy miandrandra sy miandry fanovana sy fanavaozana amin’izao governemanta vaovao izao avokoa ny rehetra. “Choc choc “, na asa haingana sy mivaingana avy hatrany no andrasana. Vava asa fa tsy asa vava, fa ny […]

Fitsidihana tany Guinée Equatoriale: Azo heverina eto Madagasikara ny fitrandrahana solika goavana

Nitsidika an’i Guinée Equatoriale ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël. Nambarany, taorian’izany, fa azo atao eto Madagasikara ny fitrandrahana solika goavana toy ny any an-toerana. Ny soa mahatarika… Nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, fa mampametra-panontaniana ny tsy fahazoan’i Mada­ga­sikara mamolavola sehatra mi­tovitovy amin’ny ao Guinée Equatoriale. Koa […]