Mois : mars 2026

Minisitra Franconion Mac Denis : « Vonona hiasa ao anatin’ny fanavaozana isika »

Nambaran’ny minisitra vaovao, misahana ny Asa sy ny fampananana asa ary ny asam-panjakana, Franconion Mac Denis na i « Coco » fa sambany aminy ny toerana sy andraikitra noraisina izao. « Vonona isika hiasa ao anatin’ny politikan’ny Fanavao­zana. Efa nitantana teny anivon’ny kaominina izahay ary nanao vikin-dava ary izao tonga eto amin’ity minisitera […]

Famokarana vaovao: Nitarina ny fotoana fandraisana anjara

Nitarina hatramin’ny 10 avrily ho avy izao ny fandraisana ny sanganasan’ny mpanao gazety handray anjara amin’ny fifaninanana mahakasika ny famokarana vaovao mifototra amin’ny fanaovam-baksiny, ady amin’ny aretina poliomelita, kitrotro, ary hetsika fanaovam-baksiny ho fanatrarana ireo tsy nahatontosa ny vaksiny mahazatra. Afaka mandray anjara avokoa ny sokajin’asa haino vaky jery ary […]

Tetikasa fanadiovana PIAA2 : Tsy ho tondraka intsony Mahamasina sy Antanimena…

Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, ny fidirana amin’ny andiany faharoa amin’ny fandaharanasa fanadiovana an’Antananarivo (PIAA2). Tafiditra ao anatin’izany ny etsy Analakely sy Mahamasina ary Antanimena. Nambaran’ny ben’ny Tanàna, teo aloha, izay mbola mitantana vonjimaika ny Renivohitra, Rama­nantsoa Harilala, fa tafiditra amin’ny fiarovana an’Antana­narivo amin’ny fiakaran’ny rano ny PIAA2. […]

SOMBIM-BAOVAO

Voafidy, nandray anjara tamin’ny andiany fahefatra amin’ny fiofanana hahazoana ny mari-pahaizana amin’ny haitarika ara-teknika ny Fifa, ny tale teknika nasionalin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), Rasoanaivo Rado. Fiofanana izay natao tao Paris France, nanomboka ny 9 hatramin’ny 14 marsa lasa teo. Hotanterahina ny faran’ny volana marsa ho avy izao, any Antsirabe, […]

Pancrace MMA: Hisy fifaninanana iraisam-pirenena

Hisy ny fifaninanana iraisam-pirenena eo amin’ny ta­ranja Pancrace MMA, karakarain’ny CMPS (Commission malgache de pancrace et submission), ny volana mey izao, araka ny fampitam-baovao nataon’izy ireo, omaly, teny Betongolo. Mbola tsy fantatra ny daty fa miankina amin’ny fahalalahan’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, raha ny fanazavan’ny filohan’ny CMPS, Zafindranaivo Mely. Mahakasika ilay […]