Ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra, ao amin’ny Kaonferansy Atsimo sy ny Cosfa, Avaratra, no efa tafita any amin’ny dingan’ny ampahefa-dalan’ny “Pureplay Football League (PFL)”. Ny miaramila izay nahazo ny tapakilan’ny “Playoff PFL”, rehefa nandavo ny TGBC Atsinanana, tamin’ny isa 2 no ho 1, omaly, tetsy Betongolo. Ny solontenan’i Vakinankaratra kosa, […]
Mois : mars 2026
Rugby – XXL Top 12 : Ny 3 mey vao hiverina ny fifaninanana
Miandry ny fahavitan’ny Fédéral 2, Top 20, vao hiverina hiakatra kianja indray ireo ekipa miady ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny « XXL Top 12 ». Raha tsy misy ny fiovana, any amin’ny fiandohan’ny volana mey vao hitohy ny fifanintsanana ho azy ireo. Miato tanteraka ny fifanintsanana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]
VAOVAO TAMBATRA
Manana minisitera mitokana ny Fiompiana. Io no anisan’ny nampiavaka ny mpikambana ao anatin’ity governemanta vaovao ity. Tsiahivina anefa, fa nitaky ny hametrahana fitantanana jeneraly mahaleo tena ireo mpiasan’ny Fiompiana, saingy nolavin’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana teo aloha. Nivaly ny fitakian’ireo mpiasa, ka izao manana minisitera mitokana izao. Nisy […]
Tetikasa Irema: 14 tapitrisa dolara hanarenana ny rohivoahary
Tetikasa lehibe ny Fanamafisana ny fampiasam-bola hanarenana ny rohivoahary eto Madagasikara (Irema). Faritra dimy (Diana, Alaotra Mangoro, Amoron’i Mania, Vatovavy, Sofia) no voakasika, mitotaly 60 500 ha, ao anatin’ ny Faritra arovana Montagne d’Ambre, Tandavanala Ankeniheny Zahamena (CAZ), Tandavanala Cofav, Faritra Arovana Mahimborondro sy Bemanevika. Mitentina 14 tapitrisa dolara ny tetikasa […]
Toekarena manga: Fototry ny fampandrosoana ny firenena
Vaindohan-draharahan’ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, vaovao, i Maharavo Jean, ny hampandrosoana ny firenena amin’ny alalan’ny toekarena manga. Vonona hiara-miasa akaiky amin’ireo ekipa mpiara-dia aminy izy hanatrarana ny vina apetrany, raha ny nambarany nandritra ny fifamindram-pitantanana teo aminy sy ny minisitra teo aloha, Chan Kit Waye Jacob, teny […]




