“Nisy teto ny krizy tamin’ny 2009, ny antoko politika rehetra tsy lany teto amin’ny firenena no niditra CST sy CT tamin’izany. Efa tsy nety ireny natao ireny. Mbola haverina aty amin’ny 2026 indray ve” ? Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tany Faratsiho, Faritra Vakiankaratra, tamin’ny anaran’ny Firaisankina, Ramilison Andriamampionona Nomenjanahary, […]
Mois : avril 2026
Mampandini-tena
Andrasana fatratra amin’izao fitondrana hoe fanovana sy fanavaozana izao izay tena asa mivaingana amin’izay. Tsy inona fa fihatsaram-piainana, indrindra ny fiainam-bahoaka: famatsian-jiro sy rano, vidim-piainana, fandriampahalemana, famoronana asa… Saika fiteny mandrakariva amin’izany ny hoe mila miova aloha ny toe-tsaina. Izay miova no afa-kanova. Eo koa ny hoe omeo sehatra ny […]
Tolo-kevitra amin’ny fikaonandoha: Hanitsy ny tsy fitoviana isam-paritra ny MMM
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny birao politikan’ny antoko Malagasy miara-miainga, omaly. Anisan’ny hitondra tolo-kevitra amin’ny fikaonandoham-pirenena izy ireo. Nivoitra tamin’izany fa mandala hatrany ny fifampidinihana eo amin’ny samy Malagasy ny MMM ary saro-piaro amin’ny firasaim-pirenena. «Ilaina ny fanitsiana ny tsy fitoviana misy eo amin’ny faritra, amin’ny alalan’ny famerenana ho laharam-pahamehana […]




