Notanterahina ny alakamisy teo ny lanonam-pamaranana andiany faharoa ny fanohanana ireo “startups” avy ao amin’ny faritra Anosy sy Atsimo andrefana. Tetikasa tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa «Miary Digital», iarahana amin’ny Orange Digital Center (ODC), hanohanana ny fahaiza-manaon’ny tanora eo amin’ny sehatry ny niomerika ho fanoitry ny fampandrosoana ny firenana. Tsara ny […]
Mois : avril 2026
Asa vaventy : Mila fampitaovana ny orinasa SMATP
Anisan’ny firenena tena mandray anjara amin’ny fanaovan-dalana eto Madagasikara ireo orinasa sinoa. Nitsidika ara-pomba fanajana ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafefimanana Sambilason Richard, ny masoivohon’i Sina, Ji Ping, tamin’ny tapaky ny avrily teo. Anisan’ny noresahina ny fomba fanavaozana sy ny hamelomana indray, ny orinasa SMATP, izay iarahan’ny fanjakana sinoa […]
Tetikasa Produir : Fotaka 100 000 m3 no efa nalana tamin’ny tatatra 10 km
Anisan’ny tetikasa goavana ny Produir, fanadiovana ny lakandrano C3, isorohana ny fiakaran’ny rano eny amin’ny faritra iva, eto an-dRenivohitra. Madiva hifarana ny asa ary azo tsapain-tanana ny zava-bita sy ny vokatra. Mitohy ny asa fanarenana ny fotodrafitrasa tanterahin’ny tetikasa Produir, vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. Miaraka manatanteraka azy ny Kaominina Antananarivo […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy nisy taratasy nosoniavina momba ny Vara Mada tamin’ny dian’ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana, tany Washington, araka ny nambarany. Nanteriny fa tsy marina ny filazana fa nanao fifanarahana momba izany ny tenany. « Fifampiresahana ihany no natao fa tsy mbola nisy na inona na inona tapaka », hoy izy, ny zoma teo, teny […]
Minisiteran’ny Fitsarana : “Tsy mpanakorontana i Herizo mpikamban’ny Gen Z”
“Araka ny vokatry ny fanadihadiana, mihevitra ny fitsarana fa tsy mpanakorontana ireo tanora Gen Z voakasika, na teo aza ny fisian’ny fifanakalozana tamin’ny alalan’ny SMS sy ny hafatra miafina “WhatsApp” teo amin’i Herizo sy ireo olona heverina fa mety nikononkonona fanonganam-panjakana ka antony tsy maintsy nitondrana azy ireo teny anivon’ny […]




