Nanan-jara ny tanora ao Toliara ny faran’ny herinandro teo. Misokatra ho azy ireo ny toeram-piofanana vaovao momba ny infirmier sy mpampivelona. Tsy voatery hiakatra aty Antananarivo intsony ireo mpianatra maniry ny handranto fianarana momba ny mpampivelona sy infirmiera fa efa misy ao Toliara. Notokanana ny faran’ny herinandro teo ny ivontoerana […]
Mois : avril 2026
Hira, dihy mahavariana… : Haharitra adiny telo ny « MJ The legend show »
Eny amin’ny CCI Ivato, ny 26 avrily izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Fampisehoana an-tsehatra nampitondraina ny lohateny « MJ The legend show » hamerenana sy iainana indray ireo mampiavaka an’i Michael Jackson na ilay « mpanjakan’ny « pop » », Ao anatin’ny adiny 3. Hanana endrikaa sy fizarana 3 lehibe. Ny fizarana voalohany, hiaka-tsehatra ry […]
« Tsapiky Festivaly » : Mpijery 70 000, mpanakanto 400 mahery no vory
Hetsika goavana, angamba goavana indrindra teo amin’ny tantaran’ny zavakanto tao Toliara iny « Tsapiky Festivaly » iny. Jery todika sy fintina. Harembakoka iraisam-pirenena tsy azo tsapain-tanana eo anivon’ny Unesco. Mety tsy tsapan’ny rehetra, saingy zava-dehibe miendrika fandresena hoan’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy izay. Fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny tsapiky izay tafiditra […]
VAOVAO TAMBATRA
Nihaona tamin’ireo mpitatitra any Toliara, ny minisitry ny Fitaterana, Andrianavalona Herizo, ny 18 avrily teo. Voalaza fa ho hamoraina ny fahazoan’ny mpitatitra ny piesy sy ny kojakoja amin’ny fiarakodia. Hetahetan’ny mpitatitra ny hanarenana haingana ny lalam-pirenena. Noresahana ny tsy fandriampahalemana eny an-dalana, ny fisorohana ny lozam-pifamoivoizana, sns. Nifantoka tamin’ny laharam-pahamehan’i […]
ANMCC: Manahy amin’ny fanararaotam-bidy
Miteraka fatiantoka eo amin’ny sehatry ny toekarena ny fivarotana vokatra nafarana amin’ny vidiny mora. Ankehitriny, lasa resa-be amin’ny tontolon’ny fanjifana ilay margarina milanja 250 g, vidiana 1 700Ar. Voakasika amin’izany ireo vokatra avy ao Afrika atsimo, Indonezia, Malezia, Tonizia ary Türkyie. “Ambany lavitra noho ny famokarana eto amintsika ny vidin’ireo […]




