Vita sonia ny sabotsy teo ny fiaraha-miasa lasitra eo amin’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria eto Antananarivo (CCIA) sy ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria ary ny tolotra ao amin’ny faritra Rabat-Salé-Kénitra (CCIS RSK). Fifanaraham-piaraha-miasa hijerena ireo sehatra stratejika ka ahafahan’ny roa tonta mifanakalo sy mifampizara ny tahirin-kevitra samihafa. Hojerena […]
Mois : avril 2026
Ady amin’ny valala : Velaran-tany 200 000 ha voatondraka fanafody
Voafehy ny ady amin’ny andiam-balala any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Tanteraka izany vokatry ny tohana nataon’ny FAO sy ny Banky iraisam-pirenena ny governemanta malagasy. Azo antenaina ny hiroboroboan’ny fambolena any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy amin’ity taom-pamokarana 2026 ity. Antony, voafehy ny ady amin’ny adiam-balala ary tsy atahorana hihanaka intsony. Maherin’ […]
FANTINA sy FINTINA
Nanao fanambarana momba ny fisamborana ireo tanora naneho ny heviny, anisan’ny nandrodana ny jadona sy ny tsy fanarahan-dalàna ny Seces. Nametraka ny ahiahiny izy ireo. « Tsy hisy ny tena fampandrosoana ny firenena fa ny omaly tsy miova ihany. Ambara hatrany fa fanohintohinana ny filaminam-bahoaka sy ny fanjakana izao », hoy izy […]
Masoivohon’i Frantsa : Mandiso ny fisian’ny Frantsay mikasa hanakorontana
Lavin’ny masoivohon’i Frantsa amin’ny fomba ofisialy ny fiampangana miparitaka amin’ny tambajotran-tserasera sosialy momba ny fidiran’i Frantsa amin’ny fikasana hanakorontana ny tany sy ny fanjakana eto Madagasikara, araka ny fampitam-baovao avy amin-dry zareo ny faran’ny herinandro teo. Vaovao miely amin’izany ny hoe fisiana miaramila frantsay tafiditra amin’ny fikasana hamono ny filohan’ny […]
Mila mahay mandanjalanja !
Asa ! Izay tokoa ve no atao hoe politika? Mampametra-panontaniana ihany ny fihetsiky ny mpitondra fanjakana mijoro amin’izao fotoana izao. Tena mitobaka izaitsizy ny vola. Miraradraraka ny nofon-kena mitam-pihavanana am-polony tapitrisa Ariary, zaraina etsy sy eroa. Mahazo vahana tanteraka aloha ry zareo any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy rehetra any. Tena ampihantaina […]




