La compagnie territoriale de gendarmerie a récemment démantelé un réseau de trafic illicite d’or au niveau de l’ aéroport international d’Ivato. Quatorze individus dont 10 hommes et quatre femmes ont été mis en examen dans cette affaire. Parmi eux, les grands patrons du trafic, des intermédiaires et des employés de […]
Mois : mai 2026
FOCUS JOHARY RAVALISON ECRIVAIN
Mahatazana – Andilamena: Telo lahy nahatrarana taolam-paty 20 gony
Taolan-dava miisa 822 be izao no saron’ny polisim-pirenena tao amin’ny tanàna Mahatazana kaominina ambonivohitr’ Andilamena, ny alin’ny alatsinainy 18 mey hifoha talata teo. Tratra niaraka tamin’ny andian-jiolahy mpamaky fasana, telo lahy, izany. Raha ny angom-baovao, araka ny fanambarana nataon’ny lehiben’ny komiseran’ny polisy ao an-toerana, misahana ny filaminana anatiny, Randria Albert. […]
KMF/Cnoe: “Be dia be tsy mazava momba ny fikaonandoha”
“Nanapa-kevitra hanara-maso ny fikaonandohan’ny olom-pirenena ny KMF/Cnoe. Ny fahitanay azy, mbola misy zavatra be dia be manjavozavo amin’ny olom-pirenena. Mila fanazavana”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny KMF/ Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert, tany Morondava, omaly, ny amin’ny fikaonandohan’ny olom-pirenena. Firy andro, ohatra, ny fikaonandoha eny anivon’ny fokontany, ahoana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ao amin’ny Kianja Velodrome Antsirabe ny fihaonana miverina eo Disciples FC Vakinankaratra sy ny Fosa Juniors Boeny. Fifanandrinana tafiditra anatin’ny ampahefa-dalana, “Pureplay Football League (PFL)”. Mbola manala vela moa ry zareo Fosa Juniors. Resin’ny Disciples 4 no ho 0 izy ireo, nandritra ny lalao mandroso. Voahosotra ho tompondakan’i Arabia […]




