Noraisin’ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ireo solontenan’ny Deutsche Genossenschafts- und Raiffeisenverband e.V. Fikambanana alemana manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana izy ity. Tafiditra ao anatin’ny iraka fizahantany sy fifampidinihana ataon’izy ireo eto Madagasikara ny fihaonana. Mikendry ny hahafantarana bebe kokoa ny filana sy ny sehatra mety […]
Mois : mai 2026
Faritra atsimon’ny Nosy : Marary 144 000 nisitraka fitsaboana mitety vohitra
Manohana mivantana ny governemanta malagasy sy ny Médecins du Monde i Etazonia. Mba hahazoana antoka fa afaka mahazo fitsaboana mamonjy aina ireo vondrom-piarahamonina any amin’ny faritra saro-dalana, indrindra any atsimon’ny Nosy. Mipetraka mihoatra ny 10 km miala ny tobim-pahasalamana ny ampahany betsaka amin’ny mponina any. Mitentina 16 000 tapitrisa Ar […]
Ambohitrakely sy Andrainarivo: Loza mitatao ny fahateren’ ny lalan-tongotra
Mitohy eny Ambohitrakely sy Andrainarivo ny fandaminana ny sisin-dalana izay natao ho an’ny mpandeha an-tongotra tanterahin’ny CUA. Loza mitatao ho an’ny mpandeha an-tongotra ny fahateren’ny lalana, noho ireo mpivarotra sy fiara maty mibahana. Eo koa ny famoahana afo mamay andrahoana sakafo eny amin’ny sisin-dalana. Nomena 48 ora ireo manana fiara […]
Ravelonahina Andrianjaka Hasina : Nahazo ny mari-pahaizana Doctorat en science cognitive et application
Natolotra omaly, teny Ankatso, ny valin’ny fikarohana narahina fanohanan-kevitra nataon’ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny Sekoly ambony Inscae, Ravelonahina Andrianjaka Hasina. Lohahevitra tamin’izany ny «Modèle d’apprentissage avancé sur des données sociales à Madagascar». Fampianarana ny ordinatera hampiana-tena avy amin’ ny antontanisa efa misy ahafahany maminany na manome refy amin’ny zavatra hitranga […]
VAOVAO TAMBATRA
Miverina tsikelikely ny famatsian-dranon’ny Jirama eto an-dRenivohitra. Nisitraka izany ny eny Nanisana, Ankadindramamy, Manjakaray hatrany Itaosy. Mbola ho avy koa ny an’ny faritra hafa, ka hisy ny famokarana rano 100m3 isan’ora fanampiny, ankoatra ny efa nosokafana ny zoma 16 mey teo, teny Mandroseza. Mitentina 13,97 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola avy […]




