Mbola vitsy ny mianatra zavakanto raha ny eto Madagasikara. Saika mionona hatreo amin’ny fananana talenta ny ankamaroany. Kanefa, « mahay » no ilazana azy ireny eny amin’ny fiarahamonina. Ilaina ny talenta. Samy manana azy io, rahateo, ny olona tsirairay… Saingy, tsy ampy io. Tsara ny manan-talenta amin’ny fihirana. Mety ho sempotra sy […]
Mois : mai 2026
« Da fety bé da fety be Tour » : Hiverina an-tsehatra ry 18,3 !
Vanim-potoana fiverenan’ireo mpanakanton’ny taona 2000 ve izao ? Asa aloha, fa fifalian’ny mpankafy ny nahenoana fa ho tazana indray ry zalahy 18,3. Raha toa ka ry Da Hopp no namaky lay ny rap gasy nohiraina, tsy azo lavina kosa fa ry zalahy 18,3 no nalaza indrindra tamin’ny vanim-potoanany. Vaovao lehibe ho […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy tafiditra ny birao ny sefo fokontany vaovao eny Avaratetezana Ambohimanarina. Efa nivoaka ny naoty nanendry azy saingy nanohitra izany ny fokonolona eny an-toerana. «Tsy mipetraka ao amin’ny fokontany ity olona notendrenan’ny lehiben’ny distrika ity», hoy ny mponina. Efa nahangona sonia amin’arivo izy ireo nanoherana izany. Tsy tokony ho laniana […]
Filoha lefitry ny Antenimiera, depiote Fetra: « Mbola vonjimaika ny fanendrena sefo fokontany »
Nambaran’ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, Ralambozafimbololona Andriantsivoafetra, fa tsy maintsy mbola hirosoana ny fifidianana filoham-pokontany. « Mbola fepetra vonjimaika ny fanendrena sefo fokontany ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra aloha izao », hoy izy. Nolazainy fa tena nisy tokoa ny hetaheta teny an-dalambe nivoaka tamin’ny tolom-bahoaka ny amin’ny tokony hifidianana ny sefo fokontany. […]
Aim-pirenena
Hanao ahoana ihany ny fikaonandoham-pirenena? Maro ny miandry fatratra. Ho amin’ny tena fanavaozana sa… ? Sanatria, ho ady saritaka noho ny paipaika sy kajikajy politika mahazatra ny sasany, na noho ny torapo tsy mahafa-bela ny hafa… Na ahoana na ahoana, mila mitandrina sy malina. Amin’izany, manara-maso sy mifanara-maso: iza no […]




