Auteur/autrice : Adnews

Le Seces en grève: « Université morte » à partir de ce jour

En raison de revendications insatisfaites, les enseignants et chercheurs de l’Université d’Antananarivo ont décidé d’enclencher la vitesse supérieure. A compter de ce jour, ils vont observer trois journées mortes. Un nouvel épisode de grève se profile à Ankatso. Suite à la série de revendications et de préavis de grève suivi […]

Fivorian’ny UA : ho fanatsarana ny toekarena

Nifarana ny alahady 16 jolay 2023, tany Nairobi Kenya, ny fivoriana faha-5, fandrindrana ny Vondrona afrikanina, fanao isaky ny enim-bolana. Filoham-panjakana, filohan’ny vaomieran’ny Vondrona afrikanina, mpikamban’ny Komity ekonomika regionaly (CER) no tomponandraikitry ny fivoriana. Niatrika izany ihany koa ny delegasion’ny firenena ao anatin’ny Vondrona afrikanina. Ny mahakasika ny toekarena aty […]

Firosoan’ny fifidianana : misoko mangina koa ny Tetezamita «Genie»

Efa naparitaka any amin’ireo etamazaoro politika, tato ho ato, ilay drafitra miendrika Tetezamita “Gouvernement d’entente nationale intermédiaire pour les élections” (Genie). Ny fifidianana handeha… Miala any koa anefa ny “Geni” efa novoizin’ny depiote isany, Razafimanan­tsoa Hanitra sy i Johasy Eléonore. Eo koa Rama­nantsoa Herivelona sy Rako­tovazaha Olivier. Ny minisitra teo […]