Nanao fanambarana, omaly, ireo mpiasa mivondrona anaty sendika ao amin’ny Cnaps mahakasika ny fitakiana marolafy. Nilaza miharihary ireo mampandringa ny fandehan’ny asa ao an-toerana izy ireo. Misy amin’ireo mpiasa efa nodimandry kanefa tsy mba nahazo izay anjara vola fisotroan-dronono akory efa ho roa taona izao ao amin’ny Cnaps. Ny sasany […]
Auteur/autrice : Adnews
Pentathlon – Alaotra Mangoro : Lany ho filoha i Brechard
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna ary manana rafitra federaly eto Madagasikara ny Pentathlon moderne malagasy (FMPM). Nahatsangana ligy vaovao ny faritr’Alaotra Mangoro, ny alahady lasa teo. Voafidy ho filoha hitantana izany, mandritra ny efa-taona, Razafimandimby Eugène Brechard. Nambarany fa vonona ny tenany hitondra avo ity taranja vaovao ity ao amin’ny faritra […]
SOOKANY Trophy : 10 tapitrisa Ariary ho an’izay voalohany
Hotanterahina eny amin’ny ranomasina Ramena, Diego Suarez, ny lalao fifanintsanana hazakazaka ho an’ireo sambo “boutres, Sookany Trophy”, andiany voalohany. Raha ny filazan’ny tomponandraikitra, omaly, tetsy Antaninarenina, hahazo lelavola 10 tapitrisa Ariary izay sambo mahazo ny laharana voalohany amin’ity fifaninanana ity. Miisa 38 eo ireo sambo hifaninana, ahitana tantsambo miisa efatra […]
VAOVAO TAMBATRA
Efa apetraka ny tetezamby vonjimaika (Pont Bailey), eo amin’ny tetezana Mangapaika, lalam-pirenena RN4, PK505. Simba tanteraka ilay tetezana, nodomin’ny fiarabe, izay efa nesorina tao ambany tetezana. Mandeha ara-potoana ny asa eny an-toerana, ny fitaovana mandrafitra ny tetezamby, hamerenana amin’ny laoniny ny fifamoivoizana. Tsiahivina fa efa misy ny fivilian-dalana, mandra-pahavita ny […]
RCBE: Fitaovana hiadina amin’ny hosoka ara-ketra
Tombanana ho 640 miliara Ar na 160 tapitrisa dolara ny vola very isan-taona eto Madagasikara noho ny hosoka ara-ketra, manome 5% ny harinkarena faobe (PIB), raha ny nambaran’ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Dr Ramiarison Hery. Nambarany fa tsy voatery hampiakatra ny tahan’ny hetra aloa ny fanjakana raha mandeha […]





