Auteur/autrice : Adnews

Depiote Rajoelina Seth: “Voajery ny sosialim- bahoaka “

“Niavaka lalàna mifehy ny tetibola (LFI) isan-taona hatramin’izay naha solombavambahoaka izay ny amin’ity. Satria hita hoe voarafitra sy voatsinjara tsara ilay izy, indrindra ho an’ireo minisi­tera miandraikitra ny lafiny sosialim-bahoaka: ny mponina, ny rano, ny fambolena, ny fahasalamana, ny fampianarana”, hoy ny depiote , Rajoe­lina Seth. Izay sosialim-bahoaka izay no […]

Ramamimampionona Gérard: “Tena famotehana firenena ny zava-mahadomelina”

“Tena famotehana ny maha olona sy ny firenena ny zava-mahadomelina”, hoy ny mpan­dinika fiarahamonina, Rama­mimampionona Gérard, ma­noloana ny fidirana sy fiparitahana zava-mahadomelina eto Madagasikara amin’izao na tsy misy miresaka firy aza tato ho ato izay. Rehefa domelina ny tena, mitavana ny eto an-toerana ny hafa. Variana amin’ny zava-mahadomelina ny sasany […]

Andriamalazaray Andoniaina : “Aleo hajanona ny fifidianana rehefa tsy ampy ny enti-manana”

Mby aiza ny fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana amin’izao? Hatramin’ny fanomanana ny fikarakarana fifidianana… Maneho fijeriny ny filoha lefitra voalohany eo anivon’ny Ceni, Andriamalazaray Andoniaina: “Aleo hajanona ny fifidianana rehefa tsy ampy ny enti-manana.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): 37% amin’izao ny taham-pisoratana anarana amin’ ny lisi-pifidianana. Ho vita amin’ny faran’ny taona […]

Faran’ny herinandro: hiray sehatra i Kim Jah sy DJ Natoo

« Friday vibes », zoma maha­finaritra … Hiaka-tsehatra haneho ny mozikany i Kim Jah, izay hotanterahina etsy amin’ny Santilo Anosizato, rahampitso zoma 2 desambra izao, ma­nomboka amin’ny 6 ora hariva. Eo ihany koa ny « ambiance clubbing » miaraka amin’ilay DJ manana ny maha izy azy, i Natoo, izay efa za-draharaha amin’ny tontolon’ny fampandihizana […]

Hifarana ny zoma ny fifaninanana : miakatra ny lentan’ny Slam malagasy

Nihatsara ny fifaninanana tamin’ity taona ity raha oha­rina amin’ny andiany teo aloha. “Nihena ny mpandray anjara, saingy manomboka mahafehy sy mahay “Slam” ny tanora malagasy raha ny tamin’ity andiany ity”, hoy i Tajero, mpiangaly “Slam”. Mitombo hatrany ny fankafizan’ny Malagasy, indrindra ny tanora ity zavakanto iray ity. Taratra izany nandritra […]