Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Mbola sarotra ny miala amin’ny mahazatra. Mety tsy ho ratsy tanteraka ilay mahazatra fa tsy ampy. Mety ho tsara ilay mahazatra fa afaka hatevenina ihany koa. Hatramin’izao, anefa, toa tsy hain’ny Malagasy ny mandrindra ny mahazatra amina fiovana hafa. Maha­zatra ny mihira, mandihy… Hainy Malagasy rahateo izany. Fa, tsy « fahotana […]

Kolontsaina sy zavakanto : Mihen-danja ny toho-tsofina

Manana ireo fomba nahafahany nanabe ny taranany ny Malagasy. Iray amin’ireny ny fampitan-kafatra izay nampiasaina tamin’ny sehatra maro. Anisan’ireny ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ny fomba amam-panao. Mitohy izany hatramin’izao.. Madagasikara, firenena tsy mba nahitana ny alfabeta na ny soratra raha tsy taty aorian’ny nidiran’ ny Arabo sy ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Voajinja avokoa ny 70% ny vary ao Andria­mia­rana Morondava, kaominina Ambohibao Ante­hiroka, distrika Ambohidratrimo. Ankehitriny, efa masaka ihany koa ny ambiny ary mandeha tsara ny fanalana rano ka tsy atahorana amin’ireo vary masaka na teo aza ny rotsakorana nandritra ny faran’ny herinandro. Nampanantsoina avokoa ireo mpivaro-kena tsy mbola nahavita fanamarinana […]