Nanasongadina ny “Ambaniala” ny “Hakanto Night” andiany faharoa. Tontosa ny alin’ny zoma teo ity hetsika ity, tetsy amin’ny Hakanto Contemporary Ankadimbahoaka. Naneho ny tadidy sy ny endrika manodidina ny Fifohazana i Emilie Andriamahefa, tamin’ny alalan’ireo sanganasany naseho. Notakarina tamin’ireo saripikan’i Pierrot Men, manodidina indrindra ilay fampirantiana “Fofon’Aina”, mmba ny Fifohazana […]
Auteur/autrice : Adnews
“Fos’Art Festival”: ny zavakanto no hanohanana ankizy sahirana
Hetsika ampiarahana ny zavakanto sy ny fanampiana ny mpiara-belona. Hotontosaina ny sabotsy 10 oktobra ho avy izao ny “Fos’Art” Festival”, andiany voalohany. Hatao eny amin’ny Golf Galaxy – Birdy Antananarivo izany, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Karazan-kanto marolafy no hasongadina mandritra izany, ka anisany ny hainahandro sy ny manodidina azy. […]
koera – « Mondial 2026 »: hanoman-tena atsy Seychelles
Nampahafantarin’ny Fédération malagasy de Voile, ny fiandohan’ny herinandro teo, ny fitsanganan’ny ekipam-pirenena malagasy. Nampitondraina ny anarana Koera, nalaina tamin’ny anaram-borona boloky tsy misy afa-tsy eto Madagasikara izany. Hanomana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “SSL Gold Cup 2026”ny Koera. Ahitana atleta 10 ka vehivavy ny roa. Avy amin’ny faritra maro […]
Barea A sy ny U23: mikasa hanao lalao ara-pirahalahiana
Araka ny loharanom-baovao iray avy eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), mikasa hanao lalao ara-pirahalahiana ny Barea U23 sy ny ekipa nasionaly malagasy zokiny. “Hitsapa kianja”! Raha tsy misy ny fiovana, hiatrika lalao ara-pirahalahiana, aorian’ilay lalao roa izay ihaonana amin’i Nigeria sy Tanzania, mandritra ny fifanintsanana “Can 2027”, ny […]
Vaovao tambatra
Eny Amoronankona avokoa ny fiaingan’ny fiara mpitatitra rehetra, manomboka ny alarobia 16 septambra ho avy izao. Foana tanteraka, noho izany, ny fiaingana eny amin’ny Fasan’ny Karana. Voakasik’izany ireo mpampiasa ny RN2 sy ny RN7, afa-tsy ireo manana ny toby tsy miankina, manana alalana manokana, na ireo miantsinanana eny amin’ny Toby […]





