Auteur/autrice : Adnews

Ankazobe – RN4: un mort et 18 blessés dans l’embardée d’un taxi-brousse

Une personne a été tuée dans l’accident de la route survenu hier matin à An­kazobe (RN4), impliquant un taxi-brousse. 18 des passagers ont été blessés dont deux grièvement, ayant né­cessité une évacuation d’urgence au CHU JRA. Le taxi-brousse en provenance de Mahajanga, faisait cap sur Antananarivo. Selon les informations, le […]

INDRAY MIJERY

Nisy ny fiaraha-miasa amin’ny fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka sy ny fitaterana ary ny famantarana ny toetr’andro ao amin’ny faritra Bongo­lava. Notsindriana manokana ny andraikitra tsy maintsy ataon’ireo mpamily fiarakodia hisorohana ny valanare­tina Mpox. Tsy maintsy manao arovava orona ny mpandeha rehetra mandritra ny dia. Soratana mazava ao anaty “Manifold” avokoa ny […]

Herisetra an-tsekoly : Loza mitatao ho an’ny fahasalaman’ny saina

Mbola mitana ny sain’ny maro ny herisetra an-tsekoly izay miteraka famoizam-po mihitsy ho an’ireo ankizy sa­sany. Loza mitatao ho an’ny fahasalamana ara-tsaina ny herisetra atao amin’ny ankizy any an-tsekoly raha ny fanehoan-kevitry ny dokotera iray. Mampitombo avo telo heny ny fahaketrahana ara-tsaina ny fiaretana izany herisetra izany. Miteraka fanahiana lava […]

Hetsika Fosika: Miisa 272 ireo fitarainana voaray

Iray volana katroka izay no nanaovan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny hetsika “fosika”, izay hitsirihana ireo diplaoma hosoka sy tsy fahatomombanana amin’ireo sekoly ambony. Nahatratra 272 ireo fitarainana voaray tao anatin’izay iray volana izany. 98 amin’izany no efa nandraisana fepetra rehefa voamarina sy voaporofo, ny ambiny kosa […]