Mitohy ny fanavaozana ataon’ny minisiteran’ny Jono sy ny Toekarena Manga (MPEB) ho fanatsarana ny fitantanana ny jono makamba eto Madagasikara. Antony indrindra nanaovana ny fivoriana fampahafantarana ho an’ireo orinasa malagasy liana amin’ny fitrandrahana ny makamba vaventy eto amintsika ny alarobia teo, teny Ampandrianomby. Kendrena ao anatin’izay ny hahamatihanina kokoa sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Data Center : Hanamora ny fifanakalozana ara-barotra
Dingana lehibe amin’ny fanavaozana ny varotra eto Madagasikara ny “Data Center”. Fitaovana ara-teknolojika raitra natao hitehirizana sy hakana ireo atontam-baovao izay sitahana amin’ny alalan’ny vavahadin-tserasera momba ny varotra (PICM). Kendrena ny hanamorana ny fifanakalozana ara-barotra, hampitombo ny mangarahara ary hanamafy ny fahafahana mifaninan’ireo sehatra tsy miankina. “Tonga ny fotoana hanavaozana […]
Fandaharanasa Miary Digital II : 15 000 dolara ho an’ny mpandraharaha niomerika
Mitentina hatrany amin’ny 15 000 dolara isaky ny tetikasa no natolotry ny fanjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy ho an’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny niomerika. Hetsika tafiditra ao anatin’ny andiany faharoa ny fandaharanasa Miary Digital. Tanjona ny hanohana sy hanampiana ary hanolorana fitokisana an’ireo mpandraharaha niomerika malagasy. Tonga nanatrika sy nanome […]
FANTINA sy FINTINA
“Na mbola anaty lavaka maizina aza isika, miezaka ny hamelona na te hamono aza ny sasany”, hoy ny filohan’ny fiadidiana ny Fanavoazana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, tamin’ny fitsidihana ifotony ny orinasam-panjakana Société d’etude, de construction et de réparation navale (Secren), tany Antsiranana, afakomaly. Anisan’ny tafiditra ao anatin’ny famelomana […]
Fanehoan-kevitra : An-dalana ny fanenjehana ara-pitsarana ireo nihoa-pefy
“Tsikaritra fa misy ireo olona eto an-toerana na any ivelany manararaotra ny fahazoana miteny sy maneho hevitra, ka manompa ankitsirano sy manitsakitsaka mivantana ny hasin’ny maha olombelona ary mandranitra fankahalana hikendren’izy ireo mpitondra ambony sasantsasany eto amin’ny firenena”. Fanambarana navoakan’ny talen’ny serasera eo anivon’ny Fanavaozana, Rahajason Harry Laurent, omaly, izay, […]




