Hanamarika ity taona 2026 ity, ny fifidianana izay ho mpitantana eo anivon’ny ligy sy federasionina, ho an’ny taranja atletisma. Araka ny tetiandro navoakan’ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), hotanterahina ny zoma 13 febroary ho avy izao, eto Antananarivo ny fifidianana izay ho filoha hitantana indray ny federasionina malagasy […]
Auteur/autrice : Adnews
“Gala des champions” : Novaina ho fifaninanana isan-klioba
Noho ny antony ara-pahasalamana, voatery nahemotra ho amin’ny fotoana tsy mbola fantatra ny fifaninanana “Gala des champions” nokasaina hatao ny 10 janoary izao, any Antsirabe. Fifaninanana izay karakarain’ny Phoenix Kross Fight ka haiady maro no saika hifaninana amin’izany. Tsy avelan’izy ireo handalo fotsiny anefa io fotoana io fa hisy ny […]
Baolina kitra : Maro ireo lafim-baovao andrasan’ny mpankafy
Amin’ity taona vaovao 2026 ity, betsaka ireo vaovao andrasan’ny mpankafy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Ao anatin’izany ny fankatoavana ny Kianja Barea Mahamasina, ny fanovana ny sata mifehy ny federasionina, ny tohin’ny asan’ny mpanazatra Barea. Vaovao maro sy mafonja no handrasana, mandritra ny taona 2026ho an’ny taranja baolina kitra […]
Fikambanan’ny Silamo Malagasy : Hiompana kokoa amin’ny fidinana ifotony
Nanao tatitra ny asa vita, nampahafantatra ny fandaharanasa amin’ny taona 2026 ny Fikambanan’ny Silamo Malagasy na ny FSM. Nisy ny fanambarana nataon’izy ireo ny sabotsy lasa teo. Nivoitra tamin’ny fifampizarana notarihin’ ny filohany Abousoary Said Arsène fa hiompana misimisy kokoa amin’ny fitetezam-paritra, hijerena ny zava-misy eny ifotony izy ireo. Hisy […]
Lehilahy nahafaty ny vadiny : Noleran’ny fokonolona antsy ny kibony
Tra-tehaky ny fokonolona, omaly ny raim-pianakaviana iray, nahafaty ny renin-janany izay niterahany telo. Saika matin’ny fitsaram-bahoaka izy. Efa notsindromin’ny fokonolona antsy ny kibony. Ny tody tsy misy! Saika matin’ny fokonolona tao Ambolomadinika, Toamasina ny raim-pianakaviana iray. Niharan’ny fitsaram-bahoaka izy, raha nikasa ny handositra taorian’ny heloka be vava nataony, afakomaly. Namono […]




