“Asa maika indrindra, hitadiavam-bahaolana ny olana ara-tany sy ny famariparitan’olona ny tanim-panjakana eto Antsirabe”, hoy ny lehiben’ny Faritra Vakinankaratra mpisolo toerana, Ravaonirina Nathalie Sebastienne, nandritra ny fandraisany ny andraikitra vaovao tao Antsirabe, ny herinandro lasa teo. Hanao izay tratry ny heriny koa izy, raha ny nambarany, ho amin’ny fampandrosoana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Aretina ongobe, bilarziozy, sakoitra: nizarana fanafody maimaimpoana ny ankizy
Mitohy ny asa ho an’ny fahasalamam-bahoaka. Vita soa aman-tsara ny fanaovam-baksiny faobe ho an’ireo zatovovavy hisorohana ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza sy vaksiny ho an’ny zaza hisorohana ny fiparitahan’ny kitrotro. Mitodika manokana amin’ ny zaza (5-14 taona) indray ny fizarana fanafody misoroka amin’ny bilarziozy. Mahazo ny anjarany koa ny zaza mihoatra […]
Foara Torolalana ho an’ny tanora: fampahafantarana ny fiofanana teknika sy fanofanana arakasa
Tanterahina etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, amin’izao fotoana izao, ny Foara Torolalana ho an’ny tanora. Samy mahazo tombony ny mpianatra sy ny toeram-pampianarana. Nanomboka omaly, hifarana anio, ny hetsika Foara Torolalana ho an’ ny tanora. Tanterahina etsy amin’ny Kianja Barea ny hetsika. Ahitana tranoheva 20, misy ny ivontoeram-panofanana tantanin’ny fanjakana […]
Foano ilay “Facebook”!
Tena aleo mihitsy angamba hakatona any ity “facebook-facebook” ity eto Madagasikara. Mankarary an-doha ny mahita ny vaovao miely isan’andro. Tena tsy misy raha manjary sy mba fijery miabo. Tena kilalao maloto, andro aman’alina. Manginy fotsiny ny fahavetavetana ara-panahy maha olona. Toa fifamotehana sy fifanimbana an-kitsirano no bobaka. Raha hofaizina sy […]
Ndremanjary Jean-André: “Olana seza ny fitakiana fandravana andrimpanjakana”
“Raha tonga ny filazan’ny sasany hoe harodana indray io fa hovaina zavatra hafa, olana seza izany. Mba manana olom-boafidy ve ireo olona miteny an’izany? Tsy misy. Olona fantatra avokoa ihany izy ireo.” Izay ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Antenimierandoholona mpisolo toerana, Ndremanjary Jean-André, teny Anosy, ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny […]




