Fararanon’ny baolina kitra ny any Toamasina, amin’ity faran’ny herinandro ity. Hotanterahina ny alahady izao, ilay fihaonana fifanandrinana eo amin’ny Disciple FC Vakinankaratra sy ireo mpilalao milaravinahitra avy atsy La Réunion sy France ary i Suisse. Ankoatra ny baolina kitra, hisy asa sosialy hataon’izy ireo. J-1, amin’ilay «Grand match de defi », […]
Auteur/autrice : Adnews
Efa samy seriny avokoa
Mipetraka tsikelikely amin’ny toerany ireo olona lazaina fa tompon’ny tolona. Misy ny mpamatsy vola, misy ny tompon-kevitra izay nisongona ireo milaza fa Gen Z. Mandeha tsara aloha ny fizaran-tseza sy fanovana olona. Ny fanovan-drafitra sisa andrasana. Lojika rahateo raha ny olona aloha no apetraka. Iza tokoa no hiandraikitra ny fanovan-drafitra […]
Antenimierampirenena: “Fitoriana telo ny mahakasika ny filoha teo aloha”
“Fitoriana telo no napetraka eny anivon’ny Antenimierampirenena hahazoana mandefa ny raharaha eny amin’ny Fitsarana avo (HCJ).” Io ny fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana, i Ernaivo Fanirisoa, nivahiny tao amin’ny televiziona TV 5 Monde, ny fiandohan’ny herinandro, famampitam-baovao voaray omaly, momba ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry. Ny Antenimierampirenena no mandinika ny […]
Kardinaly Tsarahazana Désiré: “Hampandray andraikitra marina antsika ny fanavaozana”
Nitondra ny hafatra noho ny fahatongavan’ny Noely ny arsevekan’i Toamasina, ny kardialy Tsarahazana Désiré. Anisan’ny nasiany teny ny momba ny fandraisana andraikitry ny tsirairay amin’ny fanavaozana. Tsy lany hamamiana ny arahaba sy ny firarian-tsoa ary ny hafatra… “Rariana àry ny fanavaozana kasaintsika hatao ity hampandray andraikitra marina tokoa antsika eto […]
Karaté: l’Akka Avaradrano affiche sa suprématie
Happy end pour l’Akka Avaradrano Karaté-do club. Le club a conclu la saison en apothéose en décrochant le titre de champion de Madagascar kumité par équipe chez les dames, à l’issue du championnat national disputé récemment au Palais des Sports de Mahamasina. Portées par un collectif solide et expérimenté, Karine, […]




