Auteur/autrice : Adnews

“Course de côte”: hiditra amin’ny dingana fahefatra

Hotanterahina ny sabotsy 5 septambra ho avy izao, eny amin’ny SRK Imerintsiatosika, ny “Course de côte asphalte” sy ny andiany voalohany amin’ny “Slalom asphalte”. Fifani­nanana karakarain’ny klioba TMF. Manaraka ny fepetra iraisam-pirenena sy ny fitsipiky ny Fédérasion sport-automobile Madagascar (FSAM), ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2026 izany. Hanana […]

Taranja Volley-ball: Danny Racap, mpanazatra sady mpanao gazety

Anisan’ireo angady nananana, nahazoan’ny ekipa nasionaly, sokajy vehivavy, ny medaly volamena nandritra ny “Championnats des Nations U18”, taranja volley-ball, natao teto Madagasikara, ny 4-12 aogositra lasa teo, ny mpanazatra, Rakotondrasoa Danny na i Danny Racap. Lehilahy nobeazina tao anatin’ity taranja ity nanomboka ny taona 2000 ny tenany. Tany Mahajanga no […]

Taranja Judo: atleta malagasy efatra hiofana any Kosovo

Ho fanamafisana sy fitrandrahana ny paikady vaovao enti-miakatra eny an-kianja, atleta malagasy efatra hiofana telo volana, any Kosovo, manomboka amin’ity volana septambra ity. Atleta malagasy efatra amin’ny taranja judo: roa lahy, roa vavy no fantatra, afakomaly, fa handeha hiatrika fiofanana “Training Camp” any Kosovo, mandritra ny telo volana. Hanomboka amin’ity […]

Indray mijery

 Anisan’ny faritra nahavita ny dinika momba ny asa tamin’ny volana aogositra lasa teo ny tao Fitovinany. Samy nandray anjara tamin’ny famantarana ny olana, ny filàna, ny fahafahana ary ny vahaolana mifandraika amin’ny fampananana asa ao amin’ny faritra ireo mpisehatra. Nifantoka tamin’ny zava-misy sy ny antontanisa momba ny asa, ny fandrindrana […]

PSNSSP: hahafahana misoroka aretina mialoha

Notanterahina ny fiandohan’ny herinandro teo ny fankatoavana ny fanamafisana ny fanaraha-maso ara-pahasalamana eto Madagasikara. Nampahafantarina ny drafitra stratejika nasionaly momba ny fanaraha-maso ny fahasalamam-bahoaka (PSNSSP). Fototra lehibe iorenan’ny fiarovana ara-pahasalamana izany, hahafahana mamantatra mialoha ireo loza manambana sy mitatao ary hanaraha-maso akaiky ny fivoaran’ny ambana ara-pahasalamana. Hahafahana mandrindra haingana koa […]