Auteur/autrice : Adnews

Fanaraha-maso: saro-pady ny kalitaon’ny sakafo

Zava-dehibe ho an’ny se­hatry ny fahasalamana ny atrikasa fanamafisana fahaiza-manao nataon’ny FAO sy ny ACSSQDA. Fotoana nanamarihina ireo vokatra lehibe azo tao anatin’ny fanatanterahana ny tetikasa TCP/MAG/ 4001 no natao. Niompana tamin’ny fomba fanaraha-maso ny kalitaon’ny sakafo, na eto an-toerana na ireo avy any ivelany, mba tsy hitera-doza ho an’ny […]

Alzheimer: manomboka ny iray volana iadiana amin’ny aretina

Nanomboka omaly ny fanamarihana ny Volana maneran-tany iadiana amin’ny aretina Alzheimer. Natomboka tamin’ny dinika torapo izany ho an’ny eto Madagasikara. Toy ny firenena maro maneran-tany, manamarika ny Iray volana natokana iadiana amin’ny aretina Alzheimer i Madagasikara. “Fantaro ara-potoana ny aretina alzheimer. Raha hita soritra mialoha dia afaka mitsinjo kokoa” ny […]

Taratry ny kanto

Manomboka maka fanapahan-kevitra hentitra ny firenena maro. Namoaka didy ny fitondram-panjakana any Aostralia fa ireo hira sy mozika nampiasana manontolo ny « intelligence artificielle » na « IA » dia tsy ekena ho anisan’ny hira ho heno any an-toerana amina sehatra samy hafa intsony. Azon’ny mpitendry zavamaneno ampiasaina tahaka ny fitaovana rehetra eo am-pelatanany […]

Hira teatraly: adiny roa mahery ny « Alavizana an-kira »

Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ireo hetsika karakarain’ny Sehatra Bagasy, ho an’ity volana septambra ity, hotanterahina ao amin’ny efitrano malalaky ny trano fiantohana Aro Antsahavola, ny sabotsy 5 septambra izao, ilay fampisehoana «Alavizana an-kira». «Hiaraka hankafy sy hifehy ny hiran’izy 3 mirahalahy Telonohorefin’ny hira teatraly isika», hoy ny nambaran’i Mbosa tamin’ny mpanao gazety, […]

Sy Ratolojanahary: “Mihen-kasina ny teny malagasy ka mila fanarenana”

Anisan’ireo tanora malagasy, fantatry ny maro ao amin’ny tambajotran-tserasera, i Sy Ratolojanahary. Raim-pianakaviana sy Mpanao gazety ary mpanabe an-tserasera, sady mpanoratra ny tenany. Nisy ny fanadihadiana natao taminy, omaly. Gazety Taratra (*): Inona no nahatonga anao ho liana kokoa amin’ny teny malagasy nefa saika mandalina ny teny vahiny ny ankamaroan’ny […]