Ankehitriny, olona 1,7 tapitrisa eto Madagasikara no miatrika olana goavana amin’ny fahazoana sakafo ampy, araka ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam/WFP). Anisan’ny antony voalaza ny fiankinandoha amin’ny fambolena miankina amin’ny orana, ny fahavitsian’ny fidiram-bola, ny fiakaran’ny vidin-tsakafo ary ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro. Rehefa mikorontana ny fizaran-taona, maharitra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Nosy Sakatia: misongadina ny soka-dranomasina
Manana sata Faritra arovana an-dranomasina sy an-tanety (APMT) ny Nosy Sakatia any Nosy Be, faritra Diana. Mirefy 600 ha ny velaran’ny ranomasina, miampy ny tanety 500 m manodidina ny ranomasina. Mirefy 6km ny lavany ary 2 km ny sakany. Ahitana tanàna telo (Ampasindava, Ampasimena, Antanabe). Mivelona amin’ny jono sy ny […]
Fizahantany ara-tontolo iainana: nahazo traikefa ireo VOI any amin’ny Nosy Sakatia
Nentin’ny tetikasa GecBatan tany Anja sy Tsaranono, faritra Matsiatra Ambony, naka traikefa, ny fikambanan’ny Vondron’olona ifotony (VOI ) any amin’ny Nosy Sakatia, Nosy Be. Hitan’izy ireo maso ny fahombiazana amin’ny lafiny fampiroboroboana ny fizahantany ara-tontolo iainana. Tanjon’ny tetikasa Gec-Batan ny hisian’ny fitantanana maharitra mitondra fampandrosoana ny Faritra arovana sy hisitrahan’ny […]
Fantina sy fintina
Nahazo 10 miliara Ariary avy amin’ny fitondrana fanavaozana ny Secren (Société d’études, de construction et de réparation navales), ho famerenana indray ny fahaleoavan-tena ara-bolany. 600 tapitrisa Ariary kosa no natokana handoavana ny karaman’ny mpiasa, volana mey sy jona. Manana anjara toerana stratejika eo amin’ny toekaren’i Madagasikara ny Secren ka antony […]
Vahiny eto an-tanàna
« Baomba niampy baomba!?”, nilatsaka ny didy fa 10 taona an-tranomaizina, asa an-terivozona ny sazin’ny Jly Baomba na Ravalomanana Richard. Tsy hidirana lalina ny mahakasika ny raharaha ( jereo Pejy 2) fa aleo ny fomba fanaovana politika sy ny fomba amam-panaon’ny mpitondra no asian-teny, anio. Boribory vetaveta tsy mety tapitra […]





