Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Nifarana omaly ny fikaonandoha nasionaly nametrahana ny hoavin’ny jono eto Madagasikara, iarahana amin’ny fifanarahan’ny Vondrona maneran-tany momba ny varotra (OMC). Naharitra roa andro ny hetsika nifarimbonan’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga sy ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra. Notontosaina tao amin’ny Kaominina Sainte Marie, distrikan’i Sainte Marie, […]

Orange Money sy ny PAMF : Nanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny fanamorana ny fikirakirana vola

Ho fampiroboroboana ny resaka fikirakirana vola niomerika na “Mobile Money”, nanamafy ny fiaraha-miasan’izy ireo indray ny Orange Money sy ny Premiere agence de micro finance (PAMF). Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny Gara Soa­rano, ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Orange Money Madagascar sy ny Première agence de micro finance (PAMF). Tanjon’ […]

INDRAY MIJERY

Nifarana omaly ny fanadinam-panjakana “Certificat d’aptitude à l’enseignement dans les écoles primaires” (CAE/EP ) an-tsoratra, taona 2025, izay naharitra roa andro. Natokana ho an’ireo mpampianatra hisehatra eny anivon’ny sekoly ambaratonga voalohany ity mari-pahaizana ity. Notanterahina manerana ny Dren 23 eto Madagasikara izany, ka miisa 4 185 ireo mpiadina nisoratra anarana […]

Fampinonoan-dreny : Nahomby ny hetsika fanentanana

Fahombiazana no azo ilazana ny hetsika fanentanana momba ny fampinonoan-dreny nimasoan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka manerana ny Nosy, nandritra ny herinandro. Manao ho vaindohan-draharaha ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ny fanjakana. Misoratra mazava ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana rahateo izany. Antoka fototra hiantohana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ny fampinonoan-dreny. […]