Nijery mivantana ny zava-misy sy ny fiantraikan’ny fandalovan’ny rivodoza Fytia teo amin’ireo fotodrafitrasa sy sekoly voakasika tao amin’ny Cisco Mitsinjo, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rajaonarison Sendra Nirina, ny faran’ny herinandro teo. Teny amin’ny EPP Antongomena Bevary, Ambodimanga,CEG namakia ary EPP mitsinjo no nolalovany. Nanolotra fanitso 50 isa ho an’ny sekoly […]
Auteur/autrice : Adnews
ONG Fami : Notohanan’ny minisiteran’ny Mponina
Ankizy manana fahasembanana eo amin’ny rantsam-batana ambany no raisin’ny ONG Fami an-tanana sy tsaboina maimaimpoana, hatramin’ny fandidiana, raha ilaina, ao amin’ny CRMM Antsirabe. Hatramin’ny taona 1996, ankizy manodidina ny 400 no efa nahazo fitsaboana ka maro no efa sitrana tanteraka. Ho fanohanana azy, nanolotra tohana ara-tsakafo, kojakoja ilaina andavanandro ary […]
Latsakemboka eny amin’ny EPP : 45 000 Ar hatramin’ny 65 000 Ar isaky ny ray aman-dreny
Ireo mpandraharaha no misantatra ny fanomanana ny fidirana amin’ny taom-pianarana vaovao, ho an’ny fampianarana ambaratonga voalohany sy faharoa fototra, omaly. Nanomboka nandray ny asany, omaly, ny mpandraharaha eny amin’ny sekolim-panjakana hikarakara ny fidirana amin’ny taom-pianarana 2026-2027. Miroso amin’ny fanomanana ny tomponandraikitra amin’izany ka tafiditra ao ny fandraisana ireo hisoratra anarana. […]
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fampitam-baovao azo, handeha hanatevin-daharana an’i Zigle sy i Yves any amin’ny klioba Decines France, i Tianakely. Eo am-piandrasana ny taratasy fahazoan-dalana avy amin’ny ligy sy ny FSBM ny tovolahy, ankehitriny. Tsy mbola fantatra kosa ny faharetan’ny taona hilalaovany any. Mitohy ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahajanga ny fiadiana ny […]
Conquête d’Anosiala Trail (CAT) : Fanatanjahantena sy fandraisana andraikitra
Hotanterahina ny sabotsy 5 septambra ho avy izao ny andiany voalohany amin’ny Conquête d’Anosiala Trail (CAT). Hetsika karakarain’ny Association conquête et trail sy ny klioba 3FB atletisma eo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Eny Anosiala no hanatontosana izany. Mizara telo ny lalana hifaninanana dia ny CAT découverte, mirefy 5 km, ho an’ireo […]





