Afaka folo andro! Hotanterahina ao amin’ny Kianja Rabat Maroc, ny 2 jona ho avy izao, ny lalao fitsapana izay hifanandrinan’ny Lion de l’Atlas Maroc amin’ny Barean’i Madagasikara. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny loharanom-baovao iray, misy mpilalao telo avy eto an-toerana efa fantatra fa nahazo taratasy fampiantsoana handrafitra ny ekipa nasionaly […]
Auteur/autrice : Adnews
Échecs : Tompondakan’i Afrika i Tsinjoviniavo Aina Mahasambatra
Nanakoako tany Ouganda indray i Madagasikara! Voahosotra ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Échecs, sokajy latsaky ny 14 taona, i Tsinjoviniavo Aina Mahasambatra. Notontosaina tamin’ity herinandro ity, tany Ouganda, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja échecs, sokajy “Jeunes”. Tsy diso anjara tamin’izany i Madagasikara fa nanana solontena 11 mianadahy ary […]
Fikaonandohan’ny mpanjifa : « Tokony hatsangana ny tranobe »
Anisan’ny mandray anjara feno amin’ny fandrafetana ny ho vontoatin’ilay fehinkevitra ho entina any amin’ny Fikaonandoham-pirenena ny mpanjifa. Nisy omaly ny dinika narahina adihevitra niarahana tamin’ny herivelona rehetra. Fivoriana notanterahina tetsy amin’ny foiben’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny indostria Antaninarenina. Nitarika izany ny avy amin’ny sendika isan-karazany mpiaro ny mpanjifa, ny avy […]
Bongatsara Tour 2026 : Nanaovana tatitra ho an’ny vahoaka ao Ifanadiana
Nanatanteraka diabe ho an’ny fandriampahalemana na ny « Bongatsara Tour 2026 » ny depioten’Ifanadiana, Manantena Hajanirina Dinah. Notanterahina tao amin’ny kaominina Tsaratanana izany ny 20 mey 2026. Nisy ny tatitra ny asa vitan’ny solombavambahoaka ao amin’ny fokontany Ambatoharanana, Ambodirafia Est, Ambohimasina, Befary, Ambalafatakana, ary Ambalafary. Nanatanteraka asa sosialy ho an’ny vahoaka, toy […]
Indray mijery
Noraisin’ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ireo solontenan’ny Deutsche Genossenschafts- und Raiffeisenverband e.V. Fikambanana alemana manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana izy ity. Tafiditra ao anatin’ny iraka fizahantany sy fifampidinihana ataon’izy ireo eto Madagasikara ny fihaonana. Mikendry ny hahafantarana bebe kokoa ny filana sy ny sehatra mety […]




