Antananarivo et ses environs ont connu une panne d’électricité de grande ampleur dans la soirée du dimanche 26 juillet. Un incendie déclaré à la centrale électrique HFF d’Ambohimanambola a provoqué l’arrêt du poste d’interconnexion du Réseau interconnecté d’Antananarivo (RIA), entraînant une coupure généralisée dans de nombreux quartiers. Selon les autorités, […]
Auteur/autrice : Adnews
FOCUS RAGE
Kitra – Yas Coupe 2026 : Hiady izay ho any Afrika ny FC Rouge sy ny Ste Anne
“Iza no hisolo tena ny Malagasy atsy Afrika”? Ho fantatra anio, etsy amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, ny anaran’izay ekipa ho solontenan’ny Malagasy amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ny klioba, “Coupe de la Confédération Caf”. Ny ekipan’ny FC Rouge sy ny AS Ste Anne no hiady ny tapakila hazahoana izany […]
Rugby – Manasa-dalana Top 12 : Vonona haka fandresena ny Uscar
Anisan’ny fihaonana goavana, andrasan’ny rehetra, ny donan’ny Uscar sy ny CEA Andranomanalina. Ho toy ny famaranana kely io kopaka io. Vonona ny hanala vela sy haka fandresena ny ekipan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. “Hatreto, tsy misy mieritreritra izany Uscar izany hanao famaranana amin’ity Top 12 ity”, hoy i Berthin Zoto, mpandrindra […]
Fihaonambe iraisam-pirenena momba ny matematika : Mpampianatra fito misolo tena an’i Madagasikara
Mpampianatra fito, avy amin’ny Ecole doctorale mathématiques et applications (EDMA), ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo, no misolo tena an’i Madagasikara mandritra ny Fihaonambe iraisam-pirenena momba ny matematika. Atao any Filadelfia, nanomboka ny alakamisy lasa teo ka hatramin’ny 31 jolay ho avy izao ny hetsika. Hanolotra ny asa fikarohany avy, eo anatrehan’ny fianakaviamben’ny […]





