Miasa sy manamafy ny fisiany aty Afrika, amin’izao fotoana izao, ny Africa Corps, izay miankina amin’ny minisiteran’ny Fiarovana Rosianina. Anisan’ny firenena voalaza fa ahitana azy ireo koa i Madagasikara, ankehitriny. Tao anatin’ny andro vitsivitsy, misy ny fampitahana ny zava-misy eto an-toerana sy any Mali, izay samy entina kolonely am-perinasa. Tsiahivina fa […]
Auteur/autrice : Adnews
Ny teo ihany no eo!
Hiaka-dapa, anio, indray ny mpikambana ao amin’ny fahefana mpanao lalàna, eny Tsimbazaza. Hisokatra amin’ny fomba ofisialy, anio, ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany ho an’ny solombavambahoaka. Handrasana izay ho fivoarany, fa ny iaraha-mahita aloha, mbola mijaridina tsara ilay andrimpanjakana. Tsy mihontsona amin’izay fitakiana fandrodanana azy, nataon’ny Gen Z. Raha atao indray […]
Famelomana lakolosy : Tsy voafetra amin’ny raharaham-panjakana
Eo am-piketrehana ny volavolan-dalàna mahakasika ny fisintonana lakolosy ny tomponandraikitra. Nisy ny atrikasa mahakasika izany, omaly, teny Ankorondrano. Notanterahina teny Ankorondrano, omaly, ny atrikasa fampahafantarana ny volavolan-dalàna mahakasika ny famelomana lakolosy. Nisitraka izany manokana ny solombavambahoakan’i Madagasikara. Mivoitra, araka io volavolan-dalàna io, ny filazana fa tsy mijanona amin’ny fitantanana ny […]




