Ao anatin’ny fotoana famerenana faramparany ireo lesona ny mpianatra mialoha ny hiatrehina ny fanadinana. Tafiditra amin’izany ny torohevitra mahomby omen’ny mpampianatra hisian’ny fifantohan-tsaina. Iray volana katroka mialoha ny hifaranan’ny taom-pianarana isika izao. Efa miomana amin’ny fiatrehana ireo karazana fanadinana ara-panjakana sy fifindrana kilasy ny mpianatra rehetra. Samy manao ny ezaka […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Tsy mety midina ny vidin’ny tongolobe sy ny tongolo lay eny an-tsena. 6 500 Ar ny kilaon’iry voalohany ary 8 000 Ar kosa ho an’itsy farany. Raha hividy amin’ny toko indray, tongolobe roa vidiana 1 000 Ar ary 1 000 Ar ka hatramin’ny 2 000 Ar ny tongolo lay iray maina tsara. Akora […]
« Forum de l’orientation et de l’employabilité »: tohana ho matihanina amin’ny sehatry ny asa
Tanterahina omaly sy anio ny hetsika « Forum de l’orientation et de l’employabilité », andiany fahavalo. Izay karakarain’ny fandaharanasa Sesame, etsy amin’ny foiben’izy ireo, Ambatoroka. « Fotoana hifampizarana sy hanampian’ny orinasa ireo rehetra sahirana amin’ny fitadiavana sy fidirana amin’ny tontolon’ny asa izy io», hoy Rakotoarivony Daniel, Chargé de l’orientation scolaire et professionnelle […]
Aretina mamany lava: Vehivavy 22 nodidiana maimaimpoana tao amin’ny Sainte Fleur
Matetika indroa mididy vao tena sitrana tanteraka ny vehivavy tratran’ny aretina mamany lava. 21 andro eo ho eo no mijanona eny amin’ny hopitaly izy ireo sy ny mpanaraka azy. 22 ireo vehivavy tratry ny aretina mamany lava hiatrika fandidiana maimaimpoana eto Antananarivo, ao amin’ny hopitaly misahana ny reny sy ny […]
TARATRY ny KANTO
LeManana ao amin’ny CGM Analakely. Fampisehoana miavaka izy ity, satria misy lohahevitra hovoizina ao anatin’izany. Eo ny zava-misy amin’izao fotoana eto Madagasikara, ny toeran’ny mozika nentim-paharazana manoloana ny fanatontoloana ary ny filana maika amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Hizara ireo mozikany mifanaraka amin’ireo lohahevitra ireo ry LeManana sy ny namany, […]





