Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Nigadona ao Toamasina ny sambo lehibe MS Bolette, nitondra mpizahatany 818. Sambo lehibe faharoa tonga ao an-toerana izy ity taorian’ilay sambo Hebridean Sky, nandalo tao ny 4 janoary teo. Mbola hanohy ny diany any Taolagnaro ny sambo MS Bolette raha efa avy nandalo tao Nosy Be sy izao ao Toamasina […]

Fanatsarana ny voka-bary : mahomby ny teknika P-dipping

Haingana kokoa ny fiakaran’ny voka-bary azo avy amin’ny teknika P-dipping entin’ny Papriz, natao tao Betsimitatatra, raha oharina amin’ny teknika nentim-paharazana. Mitombo ny vokatra, mihena, manaraka izay koa, ny fahasimban’ny vary vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro. Miompana amin’ny fampiasana zezika TSP, izay akora fototra entina hanatsarana ny voka-bary any amin’ny tany manta […]

INDRAY MIJERY

Tombanana ho betsaka ny rotsakorana ho an’ny tapany avaratra sy avaratra andrefan’ny Nosy, noho ny fisian’ilay rivodoza Belal ao amin’ny ranomasimbe Indianina. Nandefa filazana fampitandremana ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Hanan-kery hatramin’ny rahampitso ny fampitandremana. Nisitraka “subvention” roa volana, fahadimy sy fahenina, tamin’ny taom-pianarana 2022-2023 sy roa volana […]

Orange Digital Center Champions : lasan’i Madagasikara ny laharana voalohany

Norombahin’i Mada­gasi­kara, tamin’ny alalan’ny mpianatry ny Mathématiques, Info­r­­matique et Statistique Ap­pliquées (MISA), eny amin’ny oniversiten’Antananarivo ny «Digital Center Champions». Ekipa 15 avy amin’ny firenena maromaro no nandray anjara tamin’ity fifaninanana iraisam-pirenena natokana ho an’ny mpianatra ity. Vokatry ny fandresena azon’izy ireo, hisitraka fotodrafitrasa vaovao ho an’ny oniversiten’Antanana­rivo izy ireo miaraka […]