Feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny federasiona malagasin’ny judo, amin’ity taom-pikatrohana 2024 ity, indrindra ny eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Maromaro ny fifaninanana iraisam-pirenena hatrehina. Hisantarana izany ny “Tournoi international de Maurice”, eo amin’ny sokajy Minimes, Cadets ary Seniors. Fifaninanana hotanterahina ny 20 sy 21 janoary izao. Aorian’izay, hisy ny “Open international Saint […]
Auteur/autrice : Adnews
Kitra – Can 2024: hanohitra an’i Côte d’Ivoire i Guinée Bissau
Hanamarika ity anio ity ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (Can 2024). Hanokatra izany i Côte d’Ivoire sy i Guinée Bissau. Hangotraka ny fihaonan’ny roa tonta. Hifantoka atsy Côte d’Ivoire avokoa ny mason’izao tontolo izao. Hanomboka amin’ny fomba ofisialy ao amin’ny Stade Ado Ebimpé […]
VAOVAO TAMBATRA
Vita ny asa fikojakojana ny milina famokarana rano eny Mandroseza, omaly. Nosoloina ny taribin-jiro, norantsanana ny hazo ary nodiovina ny sinibe «décanteur». Efa niverina amin’ny laoniny ny herinaratra sy ny famokarana rano ary tonga tsikelikely any amin’ny mpanjifa. Entanina ny mpanjifa handefa elaela ny paompy, mandra-piverin’ny rano amin’ny laoniny. Mbola […]
Fananantany ; Karatany 1 tapitrisa isan-taona hozaraina
Mahatratra hatrany amin’ny 1 tapitrisa isan-taona ny karatany hozaraina manomboka amin’ity taona ity hatramin’ny taona 2028. Manodidina ny 50 000 kosa ny bokin-tany hozaraina, araka ny tatitry ny ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny fananan-tany, omaly, nandritra ny hetsika fanolorana ny Plans locaux d’occupation foncière (PLOF), tetsy […]
Orchidée Blanche : nampifaly ny ankizy ny Telma
Natao omaly 13 janoary, ny hetsika « Mizara hafaliana » an’ny orinasa Telma, ho an’ireo ankizy beazina ao amin’ny fikambanana Orchidée blanche, Androhibe. Hetsika manokana nentin’ity orinasa ity nisantarana ny taona vaovao 2024, sady nanatonana mivantana ny mpanjifa. Nisy ny fizarana kojakoja Telma samihafa (goodies), ho endrik’izay fizarana hafaliana izay. Nilaza Andrianarivony […]





