Jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana lavon’ny zandary tao Ambodijambarao, kaominina Manatatsandry, distrikan’i Marovoay, afakomaly. Mpangalatr’omby nifampitadiavana am-bolana maro ity nifanehitra tamin’ny mpitandro filaminana nanao fisafoana ity. Efa voasambotra ilay dahalo. Namita sazy saingy izao niverina nanao ny asa ratsiny izao indray. Nitsongo dia sy nanara-dia azy, noho izany, ny miaramila […]
Auteur/autrice : Adnews
Taranja Judo : Atleta telo miofana atsy La Réunion
Niainga ny alakamisy alina, teny Ivato, hamonjy ny nosy La Réunion, ireo Malagasy atleta mpikatroka ny taranja judo telo mirahalahy. Hiofana hiaraka amin’ny ekipam-pirenena frantsay any an-toerana izy ireo. Nanomboka afakomaly hatramin’ny 12 janoary ho avy izao izany. Anisan’ireo manatrika izany Ravelojaona Rayan, latsaky ny 73 kg, Ranaivoarisoa Fetra, latsaky […]
SOMBIM-BAOVAO
Misaona indray ny tontolon’ny basikety malagasy. Nodimandry ny alakamisy lasa teo, i Coach Moralily, mpanazatra ao amin’ny MB2ALL. Efa nilalao tao amin’ny Cosfa izy fahiny ary efa nitondra avo ny ekipam-pirenena malagasy. Izahay ato amin’ny gazety Taratra dia mankahery ny fianakavian’i Coach Moralily manontolo. Tsy mbola manana fanapahan-kevitra i Kylian […]
Rugby – AROI : hosantarina ny lalao ho an’olona 10
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina atsy La Réunion, ny 8 sy 9 marsa ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja rugby, ho an’ny sokajy U18 sy U16. Fifaninanana karakarain’ny Association du rugby de l’océan Indien (AROI ). Hampiavaka ity andiany ity, ny fisantarana ny rugby […]
Kitra – «Grand Tournoi d’Antananarivo»: ho fantatra rahampitso ireo hanao ny famaranana
Hotanterahina eny By Pass ireo lalao manasa-dalana roa, hiadiana ny «Grand Tournoi d’Antananarivo», taranja baolina kitra. Ho fantatra rahampitso izay hanao famaranana. Ho fantatra rahampitso alahady, etsy amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium, By-Pass, izay ekipa roa hiatrika ny famaranana amin’ny “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja baolina kitra. Hiady izany ny US […]





