Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM), Amiroudine Andrialemirovasoa, omaly. Ho fantatra rahampitso ny anaran’ ireo Malagasy mpilalao efatra handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, mandritra ny “Mondial 2023”, taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana maneran-tany izay hotanterahina any Bangkok Thailande, ny 23-26 novambra ho avy izao. Tsiahivina fa ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Klioban’ny EST: manome lanja ny fanatanjahantena sy ny fianarana
Tsy ny teo amin’ny spaoro ihany fa na ny teo amin’ny fianaran’ny ankizy, afapo tamin’ny vokatra azo tamin’iny taom-pilalaovana lasa teo iny ny teo anivon’ny fikambanana Espoirs sportifs de Tuléar, araka ny nambaran’ny filohan’ny EST, i Vital Serge. Nambaran’ny filohany, Vital Serge, fa «tsy ny fanatanjahantena ihany no ao amin’ny […]
Minisitra Rivotiana Jean Bosco : “Samy hijinja ny nafafiny amin’ny propagandy”
“Ho avy ny fifidianana amin’ny 16 novambra. Misy ny sasany tsy mety manao fampielezan-kevitra. Safidy io. Tsy azo terena hanao fampielezan-kevitra ny tena. Samy mijinja izay afafiny amin’ny fampielezan-kevitra”. Izay ny fanehoan-kevitry ny minisitry ny Asa, ny fampanan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy, i Rivotiana Jean Bosco, manoloana ny […]
Fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana : afa-mamoaka didy amina fangatahana vaovao ny HCC
Na inona na inona lazaina sy atao amin’izao, toherin’ny fanoherana hatrany ? Izany, ohatra, ny fivoizana fa tsy marina ny hoe tsy azo ivalozana ny fanapahan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC). Azo ivalozana ihany izany tamin’ny fanapahany nanome ny fahefana ny filoha vaovaon’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, ny […]
Fiarovana ny tontolo iainana : Plastikak, “PET”, navadika ho kifafa
Mandray anjara goavana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy hanasoavana ny olona ny tanjon’ireo mpanodina akora azo avy amin’ny tavoahangy plastika. «400 taona vao levona tanteraka ny karazana plastika PET, ezaka ataon’izy ireo ny manome fiainana faharoa sy vaovao indray ireny karazana plastika ireny», hoy ny tomponandraikitra iray. Antony namoronan’ny […]




