Ahitana ny «harcèlement» ny sehatra maro. Miteraka fikatsoana fiainan’olona maro anefa izany na ankizy na lehibe. Mitarika hatrany amin’ny famonoan-tena mihitsy izany ho an’ireo sasany. Hanaovan’ny Holafitry ny psykology loabary an-dasy ny momba io lohahevitra io amin’ny herinandro. Hiresaka momba ny «harcèlement» na ireo karazana herisetra ny Holafitry ny psikology, […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Tsy manao ny “Ka tianao va?” intsony i Judicaël. Niteraka resabe tanaty tambajotran-tserasera ny fitarainan’i Thierra Bruno sy ny zanany fa tsy nanaja ny fifanarahana i Judicaël, nampindramina ilay hira “Ka tianao va?”. Taorian’ny fifampiresahana, nifanaraka ny roa tonta fa tsy hanao “cover” ity hira ity intsony ny tovolahy. Mila mifanaraka […]
Taom-pianarana 2023 – 2024: hosokafana rahampitso ny « Takalo dinika »
Iray amin’ireo hetsika fanaon’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy, isaky ny faran’ny herinandro ny « Takalo dinika amorom-patana ». Nampiarahina amin’ny fisokafan’ny taom-pianarana kabary 2023 – 2024 ny fanokafana azy ity. Rahampitso alahady 22 oktobra, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro ka hatramin’ny 6 ora hariva (oran’i Madagasikara). Hiompana amin’ny lohahevitra : « Ny kabary sy ny […]
Hetsiky ny MJ Events : raikitra ny « Roots Rap Reggae »
Sambany sady voalohany ary mbola hitohy. Hotanterahina etsy amin’ny CFM Anosy, anio amin’ny 3 ora tolakandro ny “Roots Rap Reggae”, andiany voalohany. Hiaka-tsehatra amin’izany ireo mpanakanto mivoy gadona iray anatin’ny fahasamihafana. Ahitana an’i Psykopasy, Big Jim Da, Mashmanjaka Tsirefesimandidy & Othentik Di Ras, Rootsikalo, Maro’zik, Abdozy, Lousfah. Anisan’ny hetsika voalohany […]
Musée de la Photographie : misokatra anio ny « La Voix, le loin »
Hiavaka kely ny fampirantiana eny amin’ny Musée de la Photographie Anjohy, manomboka anio. Ankoatra ny fampirantiana haikanto maro samihafa. Hisy ihany koa ny fampahafantarana ireo haikanto sy kolontsaina maha izy ny Malagasy. Tanterahina anio, eny amin’ny Musée de la Photographie Anjohy, ny tafatafa iarahana amin’ny mpahay kanto, Raharimanana Jean Luc, […]




